Formation Infographie: Photoshop
Au programme:
👉Retouche photo
👉Montage photo
👉Recadrage, détourage..
👉Conception flyers...
👉Divers astuces
Durée 15h, horaire au choix.
Contact: 0340199079
Harena Info 67 Ha
Formation professionnelle en informatique
Operating as usual
Tena ilaina eo amin'ny sehatry ny asa ny fahafehezana Excel.
Formation EXCEL AVANCE
Programmes:
👉Tableau croisé dynamique
👉RechercheV
👉Fonction si imbriqué
👉Liste déroulante
👉Validation des données
👉Macro...
Toerana: 67Ha vatobe vers Ankasina, ampitan'ny Assurance MAMA.
Durée: 10h, Mianatra 1h30/j, 3h/ samedi
📚Omena boky support de cours
📜Mahazo attestation de fin de formation
👨💼Formateur expérimenté.
Fidirana manaraka: 26 Février 2024
Spécial samedi: 24 Février 2024
Contact: 0340199079
Pour partage
FORMATION EN INFORMATIQUE
🔴Na mbola tsy mahay mihitsy aza ianao dia tsy maintsy mahay tsara.
Ireto avy ny formation azonao atao:
➡️BUREAUTIQUE
➡️EXCEL AVANCE
➡️DACTYLOGRAPHIE
➡️OPERATEUR DE SAISIE
➡️SPECIAL PUBLISHER
➡️INFOGRAPHIE: ADOBE PHOTOSHOP
🛑 Misy spécial samedi hoan'ireo tsy afaka andavan'andro.
📚Omena boky support de cours ary pratique 100%
💻Machine 1 isaky ny mpianatra ary 5 étudiants par groupe ihany no raisina
📜Mahazo attestation de fin de formation.
🔴Ny mpampianatra manana traik'efa mihoatra ny 10 taona.
Toerana: 67Ha Vatobe manaraka ny lalana pavé mankany Ankasina, ampitan'ny assurance MAMA
📞Contact: 034 01 990 79 / 033 03 140 27
📆Fidirana manaraka: 08 Avril 2024
Fidirana spécial samedi: 06 Avril 2024
Fa maninona kay no "Rafotsy" na "Raneny" na "Rasoherina" no hiantsoanareo ny vadinareo?
Tamin'ny ianareo nambabo azy tamin'ny voalohany nefa dia: princesse, beauté, bébé, ravakin'ny tokantranoko, raozy malala?????
Maro indray zao ny lehilahy hiteny hoe: ka izy efa "rodana", ka izy be fanadinoana, ka izy efa "soira", ka izy be menomenona be...
Teny tokana teneniko anao rahalahy malala: teneno amin'ny vavanao izay tianao hitranga ao amin'ny ankohonanao!!
Ny tenin-tsika "père" anie ka misy "autorité spirituelle" amin'ny ankohonantsika e!
Mandinia anie ankohonana mahantra e, dinio tsara ilay loham-pianakaviana; ohatran'ny ahoana izy ao???
Hey, miainga eo amin'ny lohany foana ny fahapotehana; miainga eo amin'ny lohany ihany koa ny fananganana.
(Tiako tohizana be ity androany ity: fa aleo mihaona mihitsy :D )
Mahità zavatra tsara, aza malaina mamafy teny manangana amin'ny vava!
Na dia mananihany aza ny vavanao, mamorona atmosphère ianao .
Na dia any amin'ny tsy hitan'ny vadinao aza ianao no miteny, mamorona atmosphère ianao.
Mino aho fa tsy tianao ho rafotsy sy ho maty haingana ny vadinao e? Aza tononina ary e
Mifidiana manonona Fanahy sy Fiainana.
Hey, mamboly fiainana sy fahafatesana ny vavantsika!
Tsara ity sabotsy ity
Mahasoa anao ity:
FORMATION EN INFORMATIQUE anatin'ny fotoana fohy.
Na mbola tsy mahay mihitsy aza ianao dia tsy maintsy mahay tsara.
Ireto avy ny formation azonao atao:
➡️BUREAUTIQUE
➡️EXCEL AVANCE
➡️DACTYLOGRAPHIE
➡️OPERATEUR DE SAISIE
➡️SPECIAL PUBLISHER
🛑Misy spécial samedi hoan'ireo tsy afaka andavan'andro.
📚Omena boky support de cours ary pratique 100%
💻Machine 1 isaky ny mpianatra ary 5 étudiants par groupe ihany no raisina
📜Mahazo attestation de fin de formation.
Toerana: 67Ha Vatobe manaraka ny lalana pavé mankany Ankasina, ampitan'ny assurance MAMA
📞Contact: 034 01 990 79
📆Fidirana: 01 sy 03 Juillet 2023

📆Fidirana: 17 sy 19 Juin 2023
Mahasoa antsika na mpianatra na koa efa miasa
FORMATION EN INFORMATIQUE manomboka amin'ny sarany 20 000Ar
Na mbola tsy mahay mihitsy aza ianao dia tsy maintsy mahay tsara.
Misy cours spécial samedi ihany koa hoan'izay tsy afaka andavan'andro.
Ireto avy ny formation azonao atao:
👉INFORMATIQUE BUREAUTIQUE
👉EXCEL AVANCE
👉DACTYLOGRAPHIE
📚Omena boky support de cours ary pratique 100%
📜 Mahazo attestation de fin de formation.
Toerana: 67Ha Vatobe manaraka ny lalana pavé mankany Ankasina, ampitan'ny assurance MAMA
Mandray mpianatra isanandro.
👨🏫Formateur expérimenté et méthodique.
Contact: 034 01 990 79
Fidirana: 20 sy 22 Mai 2023
FORMATION EN INFORMATIQUE
Na mbola tsy mahay mihitsy aza ianao dia tsy maintsy mahay tsara.
Misy cours spécial samedi ihany koa hoan'izay tsy afaka andavan'andro.
Ireto avy ny formation azonao atao:
👉BUREAUTIQUE
👉EXCEL AVANCE
👉OPERATEUR DE SAISIE
👉DACTYLOGRAPHIE
👉SPECIAL PUBLISHER
📚Omena boky support de cours ary pratique 100%
📜 Mahazo attestation de fin de formation.
Toerana: 67Ha Vatobe manaraka ny lalana pavé mankany Ankasina, ampitan'ny assurance MAMA
Mandray mpianatra isanandro.
👨🏫Formateur expérimenté et méthodique.
Contact: 034 01 990 79
Fidirana: 13 sy 15 Mai 2023

Fidirana: 06 sy 08 Mai 2023
Mahasoa sy manampy antsika ity:
FORMATION EN INFORMATIQUE
Na mbola tsy mahay mihitsy aza ianao dia tsy maintsy mahay tsara.
Misy cours spécial weekend ihany koa hoan'ireo tsy afaka andavan'andro.
Ireto avy ny formation misy:

Fidirana: 15 sy 17 Avril 2023

Fidirana: 03 Avril 2023

📚Support de cours offert, pratique 100%
📜 Mahazo attestation de fin de formation.
Toerana: 67Ha Vatobe lalana mankany Ankasina, ampitan'ny assurance MAMA
Mandray mpianatra isanandro.
👨🏫Formateur expérimenté et méthodique.
Contact: 034 01 990 79
Fidirana; 27 Février sy 01 Mars 2023
NY MAMPAHANTRA NY ANKAMAROAN'NY GASY
Rehefa nataoko ny fandinihana izay niainga tamin'ny zavatra hitako teny amin'ny fiarahamonina sy tamin'ny fianakaviana misy ahy dia ireto zavatra manaraka ireto no tena mampahantra ny ankamaroan'ny gasy.
1) Mitady tany malemy hanorenam-pangady.
Tsy te hisasatra nefa te hahazo tombony be. Rehefa misy ny asa dia kamo sy mitaraina lava hoe kely karama nefa ny asa mafy be eee...
Malaina ho tsemboka, malaina ho reraka, malaina hiezaka, malaina hiaritra... Hany ka aleo mitady zavatra moramora mba hahitana vola haingana. Mahagaga ve raha betsaka ny mpangalatra ? Mpanao sintomahery ? Mpanendaka ? Ary ny tena henjana dia fantatr'ireo hafa izany toetsaina tia mahazo zavatra mora foana izany dia hararaotiny solokiana : Mvola e, asa en ligne e, frais de dossier,...
Tadidio fa mila manome ianao vao mahazo. Mandehana miasa fa aza miandry miracle.
2) Ny fiheveran-diso.
Misy ireo mihevitra fa efa anjara ny fahantrana ary toy izany ihany koa ny fananan-karena. Misy ny mihevitra fa ireny olona tafita ireny dia tsara vintana. Hany ka tsy te hiezaka mihitsy fa mivavaka fotsiny mba hitsikian'ny vintana hono. Dia mivoretaka eo miandry izany.
Rehefa tsy nitsiky ilay vintana dia manome tsiny amin'izay : Andriamanitra miangatra e, mpangalatra ireo mpanan-karena e, mivavaka @ devoly ireo mpanana e, sns...
Raha ao anatin'io sokajy io ianao dia mihevera tena fa efa mandondom-baravarana ao aminao rafahantrana.
Raha teraka anaty fahantrana ianao dia tsy fahadisoanao fa raha mijanona ho mahantra ianao dia safidinao izay. Mialà tao fa tsy misy anjara izany eo.
3) Fialonana.
Rehefa misy olona mivoatra amin'ny fiainany dia marary be ny sainao ? Lazaina fa miseho Milay, tsy hampahafiriny, nanao afera maloto tany io,...
Dia mahavatra mamorika mihitsy mba hisintonana ilay olona hidina mitovy aminy.
Mba hampiasao hivoarana ilay vorika fa tsy hanaovana ratsy olona... Raha mandaitra moa izany...
4) Fitiavana zavatra tsy dia mitondra n'inon'inona.
Tia fety loatra : anniversaire e, réveillon e, Saint Valentin e,revy e... Ary dia mi-dépenses be mihitsy an. Tia haitraitra loatra : finday tsara be, akanjo lamaody,...
5) Tsy mitsinjo ny ho avy.
Tsy mba manangona, tsy mba tia miketrika izay hampitomboina ny vola voahangona. Izay hita dia laniana ary manao fandaniana mihoatra ny miditra aza ka mahavatra mitrosa mihitsy. Une fois nefa tafiditra anaty trosa dia sarotra vao tafavoaka ao satria rehefa hamerina ilay nindramina dia misy tsy ampy indray ao.
Mahasoa sy manampy antsika ity:
FORMATION EN INFORMATIQUE
Na mbola tsy mahay mihitsy aza ianao dia tsy maintsy mahay tsara.
Misy cours spécial weekend ihany koa hoan'ireo tsy afaka andavan'andro.
👉BUREAUTIQUE
👉EXCEL AVANCE
👉OPERATEUR DE SAISIE
👉DACTYLOGRAPHIE
👉SPECIAL PUBLISHER
📚Support de cours offert, pratique 100%
📜 Mahazo attestation de fin de formation.
Toerana: 67Ha Vatobe lalana mankany Ankasina, ampitan'ny assurance MAMA
Mandray mpianatra isanandro.
👨🏫Formateur expérimenté et méthodique.
Contact: 034 01 990 79
Fidirana; 20 Février 2023
Tena ilaina ny fahaizana Excel indrindra eo amin'ny sehatry ny asa.
Formation EXCEL AVANCE
Programmes:
-Tableau croisé dynamique
-RechercheV
-Fonction si imbriqué
-Liste déroulante
-Validation des données
-Macro...
Toerana: 67Ha vatobe vers Ankasina, ampitan'ny Assurance MAMA.
Durée: 10h, (7j) Mianatra 1h30/j, 2h30/ samedi
📚Omena boky support de cours
📜Misy attestation de fin de formation
👨💼Formateur expérimenté.
Fidirana manaraka: 23 Janvier 2023
Contact: 0340199079
FORMATION INFORMATIQUE BUREAUTIQUE pour les débutants.
Na mbola tsy mahay mihitsy aza dia mahafehy tsara ao anatin'ny fotoana fohy.
👉Programme: Initiation, Word, Excel, Powerpoint
👉Durée 15h.
👉Mianatra 1h30/j, afaka misafidy horaire.
👉Omena boky ary pratique 100%
Toerana: 67ha Nord Ouest, arret vatobe, lalana mankany Ankasina, ampitan'ny Assurance MAMA.
Contact: +261 34 01 990 79
Fidirana manaraka: 23 Janvier 2023
FORMATION INFORMATIQUE BUREAUTIQUE pour les débutants. A partir de 20000Ar.
👉Programme: Initiation, Word, Excel
👉Durée 10h.
👉Mianatra 1h30/j, afaka misafidy horaire.
👉Omena boky ary pratique 100%
Toerana: 67ha Nord Ouest, arret vatobe, lalana mankany Ankasina, ampitan'ny Assurance MAMA.
Contact: +261 34 01 990 79
Fidirana manaraka: 12 sy 19 Décembre 2022
Mahasoa sy manampy antsika ity:
FORMATION EN INFORMATIQUE
Na mbola tsy mahay mihitsy aza ianao dia tsy maintsy mahay tsara.
Misy cours spécial weekend ihany koa hoan'ireo tsy afaka andavan'andro.
👉BUREAUTIQUE
👉EXCEL AVANCE
👉OPERATEUR DE SAISIE
👉DACTYLOGRAPHIE
👉SPECIAL PUBLISHER
📚Support de cours offert, pratique 100%
📜 Mahazo attestation de fin de formation.
Toerana: 67Ha Vatobe lalana mankany Ankasina, ampitan'ny assurance MAMA
Mandray mpianatra isanandro.
👨🏫Formateur expérimenté et méthodique.
Contact: 034 01 990 79.
Fidirana manaraka: 05 Décembre 2022.

Fidirana manaraka: 28 Novembre 2022.

Fidirana manaraka: 07 Novembre 2022.

Fidirana manaraka: 24 Octobre 2022.
Formation EXCEL AVANCE
Programme:
-Filtre
-Sous totaux
-Tableau croisé dynamique
-RechercheV
-Fonction si, somme-si...
-Macro...
Toerana: 67Ha vatobe vers Ankasina, ampitan'ny Assurance MAMA.
📚Omena support de cours
📜Misy attestation de fin de formation
Formateur expérimenté.
Fidirana manaraka: 24 Octobre 2022
Contact: 0340199079
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
67Ha
Antananarivo
102
Antananarivo, 105
CRECHE , PRESCOLAIRE (PS - MS - GS)PRIMAIRE (CP,CE1,CE2,CM1)
Dr Raseta
Antananarivo, 101
Le collège Franco-Malgache « LA GRACE » compte plus de 400 élèves de la Petite Section (PS) à
Lot IPF 129 Ambohijafy Itaosy
Antananarivo, 102
Centre de formation professionnelle Cours de langues (Français parlé et Anglais parlé) Cours d'i
II V 18 C Savainakely Ambohibao Atsimondrano
Antananarivo
Ecole Privée Bodosoa Crêche_ Garderie _ TPS _ PS _ MS _ GS
Antananarivo, 101
Mianara n'aiza n'aiza amin'ny fotoana rehetra
Lot III Q 60 Andoharano Tsimbazaza Antananarivo
Antananarivo, 101
Établissement Supérieur Professionnel Spécialisé en Informatique Établi depuis 1990
Lot Avenue 643 Loharanombato Ambavahaditokana
Antananarivo, 102ANTANANARIVO
(Nouvelle gérance)
Lot IF 91 By-Pass Ambohimangakely
Antananarivo
École maternelle et élémentaire Système éducatif français By-Pass Ambohimangakely