Alaiko mg

Alaiko mg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Alaiko mg, Antananarivo.

« Achetez ici, rayonnez partout , des prix bas de grands espoirs »

🛍 Vente en détails et en gros 👗👠👜👖👚

__🌸Articles neufs et importés 🌸

🚘Livraison partout à Madagascar

🗽Toujours de nouveautés selon les saisons

🛒commande en mp et WhatsApp

19/08/2026

Lunettes ho an'ny zazah antsika oa eee!!
Izy ireto tsy Kara le amin'ny sisiny malemy ireny fa na atao anaty sac ary Tena tsy tapaka izany. Matevina tsara koa ny matière anle plastique 👌👌👌👌👌👌👌👌
Ino koa no andrasana izany?

Prix : 8500ar Maka 5 et plus
:8.000ar Maka en carton (24 pièces afaka mifidy modèle)
: 10.000ar Maka iray.

Mp malaky ary eee!!
Alefako en commentaire ny Sary modèle jiaby ato.

🌸🌸 Articles neufs et importés 🌸🌸

19/08/2026

Na dia efa atao manarak'hefa Aza Mbola tsy mahay ihany Alaiko mg 😂😂😂

💪💪
19/08/2026

💪💪

ALAIKO MIZARAIty fizarana ity no entinay hiarabana antsika rehetra anio. Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika.T...
19/08/2026

ALAIKO MIZARA
Ity fizarana ity no entinay hiarabana antsika rehetra anio. Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika.

Tsara ny manome nohon'ny mandray

18/08/2026

Minuit vo tafandry_ 4h du mat nifoha dia izao vao atory indray. tsy mora mamelogno zanaka ai!
Mafy oa isika mère de famille ee!

Ndao hilalao indray ary isika e😍🎉 GRAND JEU CONCOURS – ALAIKO.MG 🎉💰 LOT À GAGNER : 10 000 AR📅 TIRAGE : 30 AOGOSITRA 2026...
18/08/2026

Ndao hilalao indray ary isika e😍
🎉 GRAND JEU CONCOURS – ALAIKO.MG 🎉

💰 LOT À GAGNER : 10 000 AR
📅 TIRAGE : 30 AOGOSITRA 2026

🔥 BONUS SPÉCIAL :
Izay commentaire mahazo 09 BE RÉACTION indrindra dia mahazo CRÉDIT 1 000 AR AVY ! 😍

📌 FEPETRA HANDRAISANA ANJARA :
1️⃣ Abonne-o ny pejy
2️⃣ Commente-o hoe « JE PARTICIPE »
3️⃣ Partage-o amin’ny mode public ity jeu concours ity

🍀 Mirary soa ho anareo rehetra!
Aza adino ny mandray anjara, sao ianao no tsara vintana! 🎁✨

Iza no mangatsika-mafana?? Grave le toetr'andro e??? Ny ahy nataoko maivamaivana kely ihany aloha Pull: Alaiko mg (Misy ...
18/08/2026

Iza no mangatsika-mafana??
Grave le toetr'andro e???
Ny ahy nataoko maivamaivana kely ihany aloha
Pull: Alaiko mg (Misy rose, misy bleu, misy noir: 35.000ar )
Jupe:
Collant: Apaf Collection (3 motifs pailleté, noeud, gg: 18.000ar)

Aza misalasala ary miditra Mp fa tsara be daholo

Bodysuite gainant tena be mpankafia anie eee!!! Couleur 4 ihany sisa dispo fa Izay mivoaka iray lany Izay mivoaka iray l...
18/08/2026

Bodysuite gainant tena be mpankafia anie eee!!!
Couleur 4 ihany sisa dispo fa Izay mivoaka iray lany Izay mivoaka iray lany.

Marron: M
Beige: M et 2xl
Noir : M
Rose poudré : M et 3Xl
Manao petite taille dia taille ambony no alainao belle.

Prix: 30.000ar

🌸🌸 Articles neufs et importés 🌸🌸

Bonne journée les amies ☀️✨
18/08/2026

Bonne journée les amies ☀️✨

17/08/2026

Rahampitso misy crédit vao maraina indray fa Aza tara an!!!

Address

Antananarivo
TANA101

Telephone

+261346112625

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alaiko mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Alaiko mg:

Shortcuts

Share