Let's practice a tongue twister with our grade 1
Open Door School Antalaha
"LEARNERS TODAY - ENTREPRENEURS IN 15 YEARS"
We are learning to expand numbers
Grade 1
Open Door School Antalaha
Contact 032.74.364.10
19/12/2025
Grand Concert De Noël
Concert Classique iarahana @ Antoka Mpihira Trompetra Famonjena Antalaha
(Tanora F.J.KM Antalaha Ville)
Date: 21/12/25
Heure:17h30 à 19h00
Lieu: Tranom-pokon'olona Antalaha
Reservation de place : 032.74.364.10
Takariva mihavaka kely - Fialam-boly sady famelombelomana ny aim-panahy.
TONGAVA MARO
17/12/2025
Open Door School Antalaha would like express you the most sincere gratitude for exiting and being good people 🙏🙏🙏🙏
Mr Wille
16/12/2025
A little smile that clears up all the struggles have been endured
17/06/2025
Te hianatra miteny Italien ve ianao?
Tsy mila mpampianatra - boky miaraka Support Audio dia ampy - Vao mianatra hatramin'ny ny advanced level
Aty amin'ny Open Door Library no hitanao boky aby zegny.
Adresse: Ornela Center box 6, Ville-basse Tanambao
Contact: 037.67.090.93 / 034.90.239.88 / 032.74.364.10
15/06/2025
📣📣📣Efa manana base kely amin'ny teny anglais oral ve hianao ka mila sehatra ahafana mivelatra bebe kokoa amin'ny pratique? 📣📣📣
📢📢📢Te hampivoatra ny fahaiza-maneho hevitra sy manohana ny hevitrao amin'ny teny anglais ve ianao? 📢📢📢
🔊🔊🔊Te hampitombo vocabulaires sy hanatsara ny grammaire ary ny fihainoana ny teny anglais ve ianao🔉🔉🔉
Misokatra ho antsika ary Sound Smart Club, izay hitanao ato amin'ny Open Door Library Antalaha.
🕋Lieu: Ornela Center, Box 6,Ville-basse Tanambao
🕓Heure: 16h00-17h30, tous les Dimanche
Plus d'infos: 037.67.090.93 / 034.90.239.88 /032.74.364.10
TAKE A LOOK AT THIS!
So proud of you, Yvane
10/06/2025
🏫🏫🏫Open Door School Antalaha
"Learners today - Entrepreneurs in 15 Years"🏫🏫🏫
🗽🗽🗽Ecole 100% anglophone - sady manaraka ny system educatif sy program scolaire American.🌉🌉🌉
➡️➡️➡️Mandray mpianatra 2 ans et demi hatramin'ny 5 ans⬅️⬅️⬅️
✨✨✨Mamolavola ny zana-tsika @ maha olona azy manontolo ahatonga azy ho olom-banono sy mahatoky.✨✨✨
🌟🌟🌟Mampisokatra ny sehatra ahafahan'ny zana-tsika mandraharaha lehefa lehibe ny fianarana ato amin'ny Open Door School Antalaha🌟🌟🌟
💫💫💫Manafoana ny fahasahiranana amin'ny fiteny vahiny rehetra izay mety ilainy amin'ny fandrarahana.💫💫💫
⭐⭐⭐Mampianatra azy sy manome fahalalana azy ahafahany mampitaha ny tenany amin'ny mpianatra mitovy kilasy aminy any ivelany ny Fampianarana ato @ Open Door School Antalaha⭐⭐⭐
💡💡💡Koa raha te hampiana-java ihany ka mikendry ny ahitany fahombiazana no tanjona, dia tena fianarana nataon'ny zanakao tokoa ny ato @ Open Door School Antalaha.💡💡💡
📣📣📣INSCRIPTION ET RE-INSCRIPTION OUVERTES📣📣📣
👀Ity ny ahafahanao mifandray aminay:
1-MP avy hatrany
2-Tel: 037.67.090.93 /034.90.239.88 / 032.74.364.10
3- Email: [email protected]
4- Bureau: Ornela Center box 6, Ville-basse Tanambao, ouverture: 8:00 - 12:00/ 14:00-17:00, Lundi au Vendredi
10/06/2025
Tonga indray izao ny vacance - Fotoana fanararaotana ho an'izay te hianatra ny teny anglais na te hampianatra ny zanany ihany koa.
Efa haintsika fa hafa ihany rehefa ny O. D. S no manao azy.
Efa maro ny nandalo tao ka nahita soa - tour-nao koa izao tonga haingana amin'ny MP na miantso ireto contact ireto: 037.67.090.93 / 034.90.239.88 / 032.74.364.10
Na manatona Miva tana ny bureau-nay, adresse: Ornela Center box 6, Ville-basse Tanambao
➡️Misokatra indray izao ny INSCRIPTION sy ny RE-INSCRIPTION ato @ Open Door School Antalaha - Ho @ taom-pianarana 2025-2026
➡️Zaza manomboka 2 ans et demi hatramin'ny 5 ans no raisina isan-taona (PS, MS et GS)
Fampianarana feno sy azo antoka no atolotra ny zana-tsika - 100% Anglophone
Manaraka ny System Educatif American sy Programme Scolaire American
➡️Raha Mila fanazavana fanampiny aza misalasala ny mifandray @ alalan'ny reto contact ireto:
➡️Contact: 037.67.090.93/ 034.90.239.88/ 032.74.364.10
E-mail: [email protected]
Bureau: Ornela Center, Box 6 - Ville-basse, ANTALAHA
OPEN DOOR SCHOOL ANTALAHA
"Learners today, Entrepreneurs in 15 Years"
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antalaha
206