17/07/2026
"Tu es précieuse à mes yeux, tu as du prix et je t’aime. " Ésaïe 43:4a❤️
APU-SAVA ✨ dia faly mampahafantatra atsika fa misy fampianarana "Grand Amour" @ Alahady 19-07-25 ho avy izao, Zay atao ao @ Antsiranambidy Antalaha. Zay ahafantaran-tsika ny hoe tena Fitiavana, ka manasa atsika mpianatra rehetra Zay ato @ izahay APU mba ho Tonga hanatrika io fampianarana io🙏.
SOLY DEO GLORIA❣️