07/04/2023
â„ïž POURQUOI ELLE EST CHIANTE , POURQUOI ELLE BOUDE ?
đ€ Betsaka ny fanontaniana mipetraka aty@MP , oe : Fa maninona izy mila vaniny , tonga de romotra tampoka be eo indray2 nefa tsy atao ininona , indray2 mahalasa adala mihintsy satria tsy fantatra izay tena mahazo azy âŠ
đ Ra remarque-ntsika , dia matetika ny sipa , entre 5 jours a 2 jours tsy atongavanâny RĂšgle-ny , dia miovaova humeur be tsy izy, misy anâizany oe tonga de te andako be zany ! Ny sasany tonga de mimontsona fotsiny , ny sasany lasa te isakafo ( Nona aho ozy ) fa rehefa antaninao izy oe : INONA NO TIANAO HO ANINA ? Dia TSY AIKO NY VALINY âŠ
âïž Betsaka iany koa ny vehivavy no manontany tena oe fa maninona ary !?
Tsara ho fantan-tsika fa misy ny atao oe : SYNDROME PRĂMENSTRUEL AIGU( troubles hormonaux prĂ©menstruel) .
đ Arakâilay efa nolazaina teo moa dia metetika anatinâny erinandro tsy atongavanâny fadimbolanâny vehivavy io tranga io miseho ..
âïž Izany dia mety ho vokatrinâny poussĂ© hormonal ( ĆstrogĂšnes ovarien / AndrogĂšnes : TestostĂ©rone, HDEA ) izay samy manana ny asany tsirairay ao anatinâny vatanâny vehivavy .
đRehefa tonga ilay fotoana nolazain-tsika io , dia zavatra kely izay mety heverintsika tsisy dinany dia mety aha ( DĂ©stabilisĂ©e ) anâilay vehivavy , ohatra : Note ratsy tany ampianarana , Remarque kely mal placĂ©, stress , dia mety ampanao crise anâilay olona ary mety mahavita fietsika tsy voatandrina sy vava tsy voahevitra izy eo .. ( Pousser de testostĂ©rone no mahatonga anâizay ) ..
đ Miaraka izy dia mety anao « Trouble de comportement alimentaire ihany koa , zany oe te inana zavatra be dia be izy fa tsy hainy plus prĂ©cisĂ©ment oe inona ilay tiany hoanina .
đ Miaraka koa dia mety harary adoha be izy ( Migraine prĂ©menstruel) , izany dia noho ny fihakaranâny tahanâny ( ExitabilitĂ© cĂ©rĂ©brale) ao aminy ary mijanona izany rehefa manomboka mamoka rah ( sang đ©ž) ilay vevivavy .
â„ïž Any anaty CONFĂRENCE no