COURS 3F Ambohimanarina-Ambohidroa

COURS 3F Ambohimanarina-Ambohidroa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from COURS 3F Ambohimanarina-Ambohidroa, College & University, Ambohidroa, Anosy Avaratra.

๐Ÿ“š๐Ÿ“š COURS 3F AMBOHIDROA ANDRANOMENA ๐Ÿ“š๐Ÿ“š๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ HO ANAO TE HANALA BACC Sร‰RIE AD ๐Ÿ“šโœ”๏ธโœ”๏ธ Ho anareo 1รจre te hitifitra bacc ๐Ÿค—๐Ÿค—โœ”๏ธโœ”๏ธ Ho...
07/11/2022

๐Ÿ“š๐Ÿ“š COURS 3F AMBOHIDROA ANDRANOMENA ๐Ÿ“š๐Ÿ“š
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ HO ANAO TE HANALA BACC Sร‰RIE AD ๐Ÿ“š
โœ”๏ธโœ”๏ธ Ho anareo 1รจre te hitifitra bacc ๐Ÿค—๐Ÿค—
โœ”๏ธโœ”๏ธ Ho anao terminale ihany koa ka te hanamafy ( cours d'appui) na tsy mianatra any am-pianarana intsony ๐Ÿค—๐Ÿค—
โœ”๏ธโœ”๏ธ Ho anareo tsy afaka bacc teo ka te ho afaka amin'izay amin'ity taona ity (vitanareo io ๐Ÿ’ช๐Ÿ‘Œ)
โœ”๏ธโœ”๏ธ Ianareo efa miasa nefa te hanala Bacc mba hanatsarana izany ๐Ÿค—๐Ÿค—
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Natao ho anao ity cours isaky ny Sabotsy tontolo andro ity koa aza misalasalaโœจโœจ
๐ŸŽฏ Fampianarana tena tsara sy manaraka ny toetr' andro ๐Ÿ‘
๐ŸŽฏ Mpampianatra tanora sy za-draharaha ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ’ช
๐ŸŽฏ Polycopes (leรงons) et vidรฉos ( mรฉthodologie matiรจres de bases) maimaim-poana.
๐ŸŽฏ Efitrano fianarana malalaka sy manaraka ny fenitra. ( voafetra ho 40 isaky ny kilasy ny toerana fa tsy mibosesika be) ๐Ÿ‘โœจ
๐ŸŽฏ Fanaraha-maso tsara ny mpianatra amin'ny fianarany โœ”๏ธโœ”๏ธ
โœ”๏ธโœ”๏ธTsara hatrany ny vokatra tamin'ny taon-dasa. 80% ny BACC 2022 (azonay aseho any amin'ny mp ny relevรฉ)

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana ka aza taraiky fa tena voafetra ny toerana. ๐Ÿค—๐Ÿค—

Birao : Ao amin'ny Lycรฉe Privรฉ Farimbona Ambohidroa akaikin'ny Fokontany Amboavahy Ambohidroa. Ao ihany koa no mianatra. Mivoha isaky ny Alarobia: 1ora30 ka hatramin'ny 4ora ary Sabotsy: 8ora ka hatramin'ny 11ora30 ny birao.
Contact: 034 43 262 23 / 034 67 391 56. Na midira mivantana ao amin'ny mp. Je ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š

๐Ÿ“š๐Ÿ“š COURS 3F AMBOHIDROA ANDRANOMENA ๐Ÿ“š๐Ÿ“š๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ HO ANAO TE HANALA BACC Sร‰RIE AD ๐Ÿ“šโœ”๏ธโœ”๏ธ Ho anareo 1รจre te hitifitra bacc ๐Ÿค—๐Ÿค—โœ”๏ธโœ”๏ธ Ho...
01/11/2022

๐Ÿ“š๐Ÿ“š COURS 3F AMBOHIDROA ANDRANOMENA ๐Ÿ“š๐Ÿ“š
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ HO ANAO TE HANALA BACC Sร‰RIE AD ๐Ÿ“š
โœ”๏ธโœ”๏ธ Ho anareo 1รจre te hitifitra bacc ๐Ÿค—๐Ÿค—
โœ”๏ธโœ”๏ธ Ho anao terminale ihany koa ka te hanamafy ( cours d'appui) na tsy mianatra any am-pianarana intsony ๐Ÿค—๐Ÿค—
โœ”๏ธโœ”๏ธ Ho anareo tsy afaka bacc teo ka te ho afaka amin'izay amin'ity taona ity (vitanareo io ๐Ÿ’ช๐Ÿ‘Œ)
โœ”๏ธโœ”๏ธ Ianareo efa miasa nefa te hanala Bacc mba hanatsarana izany ๐Ÿค—๐Ÿค—
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Natao ho anao ity cours isaky ny Sabotsy tontolo andro ity koa aza misalasalaโœจโœจ
๐ŸŽฏ Fampianarana tena tsara sy manaraka ny toetr' andro ๐Ÿ‘
๐ŸŽฏ Mpampianatra tanora sy za-draharaha ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ’ช
๐ŸŽฏ Polycopes (leรงons) et vidรฉos ( mรฉthodologie matiรจres de bases) maimaim-poana.
๐ŸŽฏ Efitrano fianarana malalaka sy manaraka ny fenitra. ( voafetra ho 40 isaky ny kilasy ny toerana fa tsy mibosesika be) ๐Ÿ‘โœจ
๐ŸŽฏ Fanaraha-maso tsara ny mpianatra amin'ny fianarany โœ”๏ธโœ”๏ธ
โœ”๏ธโœ”๏ธTsara hatrany ny vokatra tamin'ny taon-dasa. 80% ny BACC 2022 (azonay aseho any amin'ny mp ny relevรฉ)

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ FIDIRANA: Ny Sabotsy 05 novembre izao.
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana ka aza taraiky fa tena voafetra ny toerana. ๐Ÿค—๐Ÿค—

Birao : Ao amin'ny Lycรฉe Privรฉ Farimbona Ambohidroa akaikin'ny Fokontany Amboavahy Ambohidroa. Ao ihany koa no mianatra. Mivoha isaky ny Alarobia: 1ora30 ka hatramin'ny 4ora ary Sabotsy: 8ora ka hatramin'ny 11ora30 ny birao.
Contact: 034 43 262 23 / 034 67 391 56. Na midira mivantana ao amin'ny mp. Je ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š

22/10/2022
COURS 3F AMBOHIDROA ANDRANOMENA ๐Ÿ“š๐Ÿ“š Ho anao te hanala BEPC na BACC 2023 ๐Ÿ“šโœ”๏ธ Ho anao 4รจme te hanala BEPC na 1รจre te te han...
18/10/2022

COURS 3F AMBOHIDROA ANDRANOMENA
๐Ÿ“š๐Ÿ“š Ho anao te hanala BEPC na BACC 2023 ๐Ÿ“š
โœ”๏ธ Ho anao 4รจme te hanala BEPC na 1รจre te te hanala Bacc
โœ”๏ธ Na efa miasa nefa tsy manam-potoana ianarana isan'andro
โœ”๏ธ Na te hanamafy ireo taranja atao any am-pianarana
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Manatona fa vahaolana ho anao izahay
๐Ÿ‘‰ CANDIDAT D'ร‰COLE DAHOLO ( Izahay no mikarakara dossier rehetra)
๐Ÿ‘‰ Ny lesona atao polycope (gratuit) mba hanamora ny fahavitan'ny programa sy ahafahana manao exercice maro.
๐Ÿ‘‰ Misy examen hitsapana ny fahaizanao โœ”๏ธโœ”๏ธ
๐Ÿ‘‰ Fampianarana voaara-maso tsara miaraka amin'ny mpampianatra za-draharaha ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช
๐Ÿ‘‰ Toeram-pianarana malalaka ary voafetra 40 isaky ny kilasy ihany
๐Ÿค—๐Ÿค— Tongava misoratra anarana fa aza tara fa voafetra araka izany ny toerana.
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰Voka-panadinana farany: 80% (azonay aseho mp ny relevรฉ des notes ho porofo'izany raha liana ianao) ๐Ÿ˜‡๐Ÿ˜‡

Ora fisoratana anarana:
Alarobia @ 1ora30 ka hatramin'ny 4ora
Sabotsy @ 8ora ka hatramin'ny 11ora30
Toerana: Lycรฉe Privรฉ Farimbona Ambohidroa akaikin'ny Fokontany Amboavahy Ambohidroa.

Raha mila fanazavana fanampiny dia midira mp avy hatrany na antsoy ny laharana voasoratra amin'ny afisintsika. ๐Ÿค—๐Ÿค—

za-draharaha

COURS 3F AMBOHIMANARINA (AMBOHIDROA) ๐Ÿ“š Ho anao manomana BEPC/BACC A/D/L 2023 ๐Ÿ“šโœ”๏ธโœ”๏ธ Efa miasa ve ianao nefa te hanala fan...
21/09/2022

COURS 3F AMBOHIMANARINA (AMBOHIDROA)
๐Ÿ“š Ho anao manomana BEPC/BACC A/D/L 2023 ๐Ÿ“š

โœ”๏ธโœ”๏ธ Efa miasa ve ianao nefa te hanala fanadinana saingy tsy manam-potoana
โœ”๏ธโœ”๏ธ Na classe de 4รจme te hanala BEPC / 1รจre te hanala BACC
โœ”๏ธโœ”๏ธ Na te hanamafy ireo taranja hanalana BEPC na BACC

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Mety aminao ity: Cours isaky ny Sabotsy tontolo ๐Ÿ“š
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Fampianarana: Azo antoka sy maha afa-po hatrany ๐Ÿ’ช
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Atao daholo ny taranja rehetra ๐Ÿ˜‡
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Izahay no mikarakara dossier ary CANDIDAT D'ร‰COLE daholo ๐Ÿค—
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ POLYCOPES GRATUITS (Lesona, fampiasana, sns...)

Toerana: Ambohidroa ~ Ambohimanarina ( Enceinte Lycรฉe Privรฉ Farimbona, akaikin'ny Fokontany Amboavahy, 10m miala @ arrรชt bus Market)

Raha mahaliana anao dia midira MP na antsoy avy hatrany ireto laharana ireto:
034 43 262 23 / 034 26 093 35 / 032 93 813 02

Mivoha isaky ny Alarobia hariva : 13h ร  16h sy Sabotsy 8h ร  11h30 ny birao

๐Ÿ“šCOURS 3F AMBOHIMANARINA (ANNEXE 67HA)๐Ÿ“–๐Ÿ“–๐Ÿ“Œ Ho anao manam-pikasana hanala ny fanadinana BEPC & BACC ( Sร‰RIES: ADL) ๐Ÿ˜‡๐Ÿ˜‡โœ”๏ธโœ”๏ธ ...
16/09/2022

๐Ÿ“šCOURS 3F AMBOHIMANARINA (ANNEXE 67HA)๐Ÿ“–๐Ÿ“–

๐Ÿ“Œ Ho anao manam-pikasana hanala ny fanadinana BEPC & BACC ( Sร‰RIES: ADL) ๐Ÿ˜‡๐Ÿ˜‡
โœ”๏ธโœ”๏ธ 4รจme te hanala BEPC ๐Ÿค—๐Ÿค—
โœ”๏ธโœ”๏ธ 1รจre te hitifitra BACC ๐Ÿ˜‡๐Ÿ˜‡
โœ”๏ธโœ”๏ธ Na efa miasa nefa te haka diplaomam-panjakana hanatsarana ny asa ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช
โœ”๏ธโœ”๏ธ Na te hanamafy ireo taranja rehetra atao amin'ny fanadinana (appui)
Natao ho anao ity : ๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Cours spรฉcial Samedi ( Toutes matiรจres) ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

Toerana ๐Ÿฃ๐Ÿฃ: Ambohidroa- Ambohimanarina ( Enceinte Lycรฉe Privรฉ Farimbona, @ 10mรจtre miala @ arrรชt bus Market Ambohidroa, akaikin'ny FKT Amboavahy)

โœ”๏ธ Candidat d'รฉcole daholo ianareo (izahay no mikarakara dossier)
โœ”๏ธ Fampianarana azo antoka tsara miaraka amin'ny mpampianatra za-draharaha โœจ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช
โœ”๏ธ Iantohanay maimaim-poana ny polycopes ilain'ny mpianatra (Lesona, fampiasana, sns...)
โœ”๏ธ Voka-panadinana farany: 80% ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ’ชโœจ(67Ha)

Raha Mahaliana anao izany dia tongava misoratra anarana sao tara. โณ

Ora fisokafan'ny birao:
-Alarobia hariva ( @ 1ora ka hatr@ 4ora)
- Sabotsy ( ka hatr@ 11ora sy sasany.

Raha mila fanasana fanampiny dia antsoy ny iray amin'ireto laharana ireto:
034 43 262 23 / 034 26 093 35 / 032 93 813 02 na miditra mp avy hatrany.

Address

Ambohidroa
Anosy Avaratra
105

Telephone

+261344326223

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when COURS 3F Ambohimanarina-Ambohidroa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share