Cisco Ankazobe 108

Cisco Ankazobe 108 CIRCONSCRIPTION SCOLAIRE

23/05/2021
Nitsidika ireo sekoly tsy miankina ny Chef CISCO Ankazobe androany, nidinidinika tamin'ireo tompon'andraikitry ny sekoly...
02/03/2021

Nitsidika ireo sekoly tsy miankina ny Chef CISCO Ankazobe androany, nidinidinika tamin'ireo tompon'andraikitry ny sekoly ho fanatsarana ny fanabeazana eto anivon'ny CISCO.
Ny CISCO dia tsy mamela ho irery ireo sekoly tsy miankina ato anatin'ny fari-piadidina.

AMPITAPITAO
02/02/2021

AMPITAPITAO

FANADINANA CAE/EPNanomboka anio maraina ny fanadinana CAE/EP teto amin'ny CISCO ANKAZOBE, ary nizotra an-tsakany sy an-d...
27/10/2020

FANADINANA CAE/EP

Nanomboka anio maraina ny fanadinana CAE/EP teto amin'ny CISCO ANKAZOBE, ary nizotra an-tsakany sy an-davany izany.
Marihina fa 35 no mpiadina nisoratra anarana ary ny 05 tamin'ireo no tsy tonga noho ny antony ara-pahasalamana.
Mirary fahombiazana ho an'ny mpiadina rehetra.
(Sary indrana)

FAMPATSIAHIVANAAmin'izao fidiran'ny mpianatra izao, dia mampatsiahy antsika Tale rehetra, mpampianatra ary mpianatra eto...
25/10/2020

FAMPATSIAHIVANA
Amin'izao fidiran'ny mpianatra izao, dia mampatsiahy antsika Tale rehetra, mpampianatra ary mpianatra eto amin'ny CISCO Ankazobe fa tsy maintsy hajaina ny fepetra rehetra ho fiarovana amin'ny valan'aretina (geste barrière) toy ny fanasana tanana amin'ny savony, ny aro vava_orona, ny gel ....
Mankahery antsika rehetra ary mirary fahazotoana hatrany.

FILAZANA HO AN'NY TALEN'NY EPP ETO AMIN'NY CISCO ANKAZOBE  Miarahaba tompoko,         Ampatsiahivana isika Talen'ny EPP ...
13/10/2020

FILAZANA HO AN'NY TALEN'NY EPP ETO AMIN'NY CISCO ANKAZOBE

Miarahaba tompoko,
Ampatsiahivana isika Talen'ny EPP rehetra fa noho ny famehana ara-pahasalamana izay mbola mitoetra eto amin'ny ferenentsika sy ho tombontsoan'ny zanatsika ary ny fanarahana ny fenitry ny fanabeazanana eny amin'ny akany fibeazana (Prescolaire) dia:
-Tsy maintsy hajaina ny isa 25 isaky ny mpanabe iray ka miankina amin'ny isan'ny mpanabe sy ny isan'ny trano fianarana no ahafahana mampitombo izany.
-Tsy maintsy hajaina ihany koa ny fepetra ara-pahasalamana rehetra toy ny aro vava orona ,ny elanelana 1 metatra ao an-dakilasy ary ny fanasana tanana amin'ny savony indrindra alohan'ny hidirana ao an-dakilasy.
Misaotra tompoko amin'ny fiaraha-miasa

20/09/2020

FILAZANA.

Ilazana isika mpampianatra eto amin'ny CISCO ANKAZOBE fa manomboka ny talata 22 septambra izao ny fizarana ny bon de caisse.
Mba ampitapitao ny vaovao.
Misaotra tompoko.

FILAZANA HO AN'NY TALEN'NY CEG REHETRA ETO AMIN'NY CISCO ANKAZOBE;
15/09/2020

FILAZANA HO AN'NY TALEN'NY CEG REHETRA ETO AMIN'NY CISCO ANKAZOBE;

CEPE 2020Na dia teo aza ny valan’aretina izay nisy teto amin’ny firenena, dia azo lazaina fa tsara ny vokatra, ary nahom...
06/09/2020

CEPE 2020

Na dia teo aza ny valan’aretina izay nisy teto amin’ny firenena, dia azo lazaina fa tsara ny vokatra, ary nahomby ny paikady izay nanaovana ny fandaharana « izaho koa mba te ho afaka » tao amin’ny Radio vonizonga.
Raha 32 % tany amin’ny examen blanc, ny vokatra ofisialy dia 58,79%
Miarahaba manokana ireo ankizy afaka fanadianana ary mankahery antsika ray aman-dreny mba hampiana-janaka fa ny fianarana no lova tsara indrindra.

Araka ny resaka nataon-dramatoa  Minisitry ny fanabeazam-pirenena tao amin’ny TVM ny 24 Aogositra teo dia omena alalana ...
25/08/2020

Araka ny resaka nataon-dramatoa Minisitry ny fanabeazam-pirenena tao amin’ny TVM ny 24 Aogositra teo dia omena alalana isika tompon’andraikitry ny sekoly hamerina ireo mpianatra hanala ny fanadinam-panjakana hianatra any an-tsekoly.
Aoka tsy ho adinontsika ny fanajana ireo fepetra rehetra amin’ny hamehana ara-pahasalamana.
Mankahery antsika mpianatra sy mpampianatra ary ray aman-dreny amin’ny fanomanana ny fiatrehana izany fanadinam-panjakana izany.

Ny CISCO  ANKAZOBE dia faly miarahaba anao Ramatoa  SAHONDRARIMALALA MARIE MICHELLE amin'izao nanendrena anao ho minisit...
21/08/2020

Ny CISCO ANKAZOBE dia faly miarahaba anao Ramatoa SAHONDRARIMALALA MARIE MICHELLE amin'izao nanendrena anao ho minisitry ny fanabeazam-pirenena izao. Mirary soa anao hahavita be ary ho ela fanapahana eo amin'ny fitantanana ny minisitera

FILAZANAIlazana isika mpampianatra sy mpandraharaha rehetra eto amin'ny CISCO Ankazobe fa ny Alatsinainy 24 Aogositra ho...
19/08/2020

FILAZANA

Ilazana isika mpampianatra sy mpandraharaha rehetra eto amin'ny CISCO Ankazobe fa ny Alatsinainy 24 Aogositra ho avy izao ny fakana ny BON DE CAISSE aty amin'ny CISCO.
Mankasitraka indrindra tompoko.

Address

Bureau CISCO
Ankazobe
108

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
14:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 12:00
14:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 12:00
14:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 12:00
14:00 - 16:00
Friday 08:00 - 12:00
14:00 - 16:00

Telephone

+261336157208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cisco Ankazobe 108 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Cisco Ankazobe 108:

Shortcuts

Share