22/09/2025
Happy birthday to me 🎁🎂🎉🎀🎈💋
SOCIOLOGUE
22/09/2025
Happy birthday to me 🎁🎂🎉🎀🎈💋
La CNTEMAD est une université publique qui forme un grand nombre de personnes dans l’enseignement supérieur à distance. Elle ne s’adresse pas uniquement à ceux qui viennent d’obtenir leur baccalauréat, mais aussi à ceux qui sont déjà en activité et qui souhaitent approfondir leurs connaissances ou améliorer leur niveau de vie professionnelle.
Nous vous invitons à vous inscrire : il est encore temps de rejoindre la CNTEMAD.
16/03/2024
28/01/2024
S😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😅😅
11/12/2023
Oui♥️♥️
06/12/2023
Fomba iray hahafahana mandrefy sy mijery ny fivoaram-piainana
👌 15-20 taona: tsy mivaky loha, fiainana mandeha ho azy
👌 20-25 taona: mahavita fianarana sa tsia?
👌 25-30 taona: efa arielatra sa mbola miankin-doha?
👌 30-35 taona: firy ny isan'ny zaza nateraka?
👌 35-40 taona: efa mba mieritreritra ny ho avy ve?
👌 40-45 taona: efa mba manana tany, na trano, na manao ahoana ny orinasa, efa mpampiasa, sa dia mbola mpiasan'olona ihany?
👌 45-50 taona: mba manitatra ny eo ambaindain'ny eo am-pelatànana ve?
👌 50-55 taona: efa mazava ve izay hiafaranareo mivady?
👌 55-60 taona: efa misotro ronono, tsy am-perin'asa intsony, fa mihanoka amin'izay nohariana.
👌 60- ... taona: mihanoka amin'izay nohariana, manampy izay hita fa sahirana amin'ny lafim-piainana maro.
Jeneraly Ramakavelo Désiré