Ecole Soaranto

Ecole Soaranto Ecole College

21/05/2026

Fisoratana anarana faobe (Tetikasa Nasionaly NIUS)

Ry Ray aman-dreny hajaina,

Manatanteraka ny fanomezana Laharana Tokana Famantarana ny Mpianatra (NIUS) ho an'ny mpianatra rehetra ny Ministeran'ny Fanabeazam-pirenena ankehitriny.

Mba hahafahana mampiditra ny zanakareo ao anatin'izany, iangaviana ianareo hitondra ny iray amin'ireto taratasy ireto ao amin'ny sekoly ao anatin'ny 3 herinandro raha tara indrindra :

Raha manana kopia ny mpianatra : Ny kopia nihaterahana tany am-boalohany (original) amin'ny teny malagasy (mazava tsara, tsy misy rature).
⚠️ Fanamarihana : Tsy raisina ny dika mitovy (photocopie) na ny dika mitovy voamarina (copie certifiée). Hoverenina aminareo ny original rehefa miverina avy any amin'ny ministera.
Misaotra sahady aminy fiaraha miasa.

05/04/2026
🍎🥕 Atelier cuisine – À la découverte des fruits et légumes 🍓🥒Les élèves de PS et MS ont joué les petits chefs le temps d...
02/03/2026

🍎🥕 Atelier cuisine – À la découverte des fruits et légumes 🍓🥒

Les élèves de PS et MS ont joué les petits chefs le temps d’un atelier gourmand ! 👩‍🍳👨‍🍳
Au programme : découvrir, manipuler, sentir et goûter les fruits et légumes, puis réaliser une petite recette ensemble.

Un joli moment de partage, de découvertes et de plaisir ! 💚✨

Carnaval 2026 🥳m
20/02/2026

Carnaval 2026 🥳m

Ity no tena izy
21/01/2026

Ity no tena izy

Address

Lot IVN 57 Ankadifotsy/lot IVG 24 Ankaditapaka
Ankaditapaka
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261330577744

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecole Soaranto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category