03/06/2022
Tompoko isany hajaina,tokony hasiana fiheverana lalina sy hentitra ity tranga fangalaran'olona sy fakana ankeriny ity satria mihorohoro ny olombelona,Tamatave sy Tananarivo aloha no tegna hitako lasibatra efa ho volana maromaro izay,tandremo ny zana-tsika,na efa lehibe aza aleo haterina sy halaina fona mandrapahitana vahaolana,ra hazon'ino antsika ty😭😭resaka vola ve sa resaka herisetra tsotra izao,tsy haiko ze fototra fa miangavy mba hajanony re ra azo atao fa malagasy mitovy aminareo aby ireo olo sy zaza
Ireo🙏🙏🙏
25/03/2021
03/06/2020
27/09/2019
14/07/2019
05/09/2018
14/11/2017
19/10/2017