25/09/2021
Maro dia maro tokoa ny olona sahirana amin'ny fitadiavana asa noho ny tsy fananana diplaoma sy traikefa amin'izao vaninandro iainantsika izao,sahiran-tsaina lava isika rehefa misy ny ilaina vola💸💸
Tapitra hatreo nefa izany satria izahay dia nitady vahaolana ho antsika rehetra izay voakasik'ireo voalaza ireo ka noho izany dia misy ny fampihofanana amin'ny alalan'ny BOKY PDF izay hafahanao manana asa tsy miankina:
👉NY FOMBA FANAOVANA SAVONY
💡Ny SAVONY dia zavatra fampiasan'ny olona amin'ny fiainana andavanandro ka izay no antony ianarana azy
👉NY CASH POINTS
💡Efa maro ny olona mampiasa ny CASH POINTS amin'izao fotoana izao na andrenivohitra izany na any ambanivohitra eny na any amin'ny faritra ihany koa aza dia efa mampiasa azy io ary azahoana 10000Ar hatramin'ny 50000Ar isanandro eo eo izy io ary azo atao fa mahavelona tsara
👉FOMBA FANAOVANA PATY GASY
💡Ny PATY GASY dia isan'ny sakafo jifain'ny Malagasy isanandro ka izay no ianarana ny fanamboarana azy satria hita fa tena asa azo hifotorana tsara ihany koa izy io
👉FIOMPIANA [ AKOHO >gasy >fangalana nofo (chair); TANTELY;KISOA
💡Ny fiompiana ihany koa dia fivelomana mbola azo atao tsara satria maro ireo mpanjifa ny hena isanandro toy ny hotely ,restaurants lehibe ,bar,snack,gargotte,mpanao lanonana maro samihafa eny na isika ihany koa aza dia mety misy tsy mahazo aina raha toa ka tsy misy tsiron-kena ny laoka isanandro 😅
👉NY FIVAROTANA HANIMASAKA
💡Ny mivarotra hanimasaka ihany koa dia azo atao tsara na de efa be panao aza izy io amin'izao fotoana izao kanefa ny zavatra tsy fantantsika de izao☝🏻na maro aza ny mpanao azy io ann de ny tsirony ihany no mitondra an'io ,hafa mihintsy izany oe tsiron-tsakafo azo tamin'ny fiofanana izany
KA IREO ARY NO AZO NATOLOTRA HO ANAREO KA SAMIA ARY MIERITRERITRA OE HANDEHA ANDONDONA VARAVANA HO AMPIFILAFILAIN'NY OLONA SA IANATRA ASA MBA TSY HIANKINDOHA NA AMIN'IZA NA AMIN'IZA .
MANDEFASA MP NA TONGA DIA MIANTSO DIRECT RAH TOA KA MAHALINA ANAO IZANY TOLOTRA IZANY
CONTACT: 0345146390
AFAKA MANANTONA MIVANTANA IHANY KOA IANAO
TOERANA :NANISANA AKAIKIN'NY FANAOVANA KARAPANONDRO
ARAHO ATRANY NY PEJY ARY AZA ADINO NY MANAO PARTAGE MBA HAFAHAN'NY HAFA MANDRAY ANJARA IHANY KOA.
MANKASITRAKA ANAO NAMAKY HATRAMIN'NY FARANY 🙏🏻🙂
20/09/2021
01/04/2021
23/02/2020