Ecole Privée "Au Beau Lieu "Antananarivo

Ecole Privée "Au Beau Lieu "Antananarivo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ecole Privée "Au Beau Lieu "Antananarivo, School, Andranonahoatra.

19/03/2026

📣Avis aux parents 📣
- 20 Mars : Classe vaquée( Eid-Il fitr )
- 21 Mars : Porte ouverte à 8h
- 23 au 26 Mars : Examen trimestriel II
-27 Mars : cuisine
- 01 au 12 Avril : Vacances de Pâques

🙏Merci pour votre compréhension ! 🙏

📣Miverina mianatra ny mpianatra 📣Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
11/02/2026

📣Miverina mianatra ny mpianatra 📣

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

10/02/2026

⚠️ Avis aux parents et élèves ⚠️

Conformément aux instructions de la DREN Analamanga, et en raison du passage du cyclone Gezani, nous informons les parents et les élèves que l’école sera fermée demain, mercredi 11 février 2026.

La reprise des cours se fera selon l’évolution de la situation et les consignes des autorités compétentes.

Merci de votre compréhension et restez prudents.

13/10/2025

Miverina mianatra
Rahampitso 14 Octobre 2025
📣Ora mahazatra 📣

13/10/2025

📢 Ry Ray aman-dReny
Noho ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena dia miato ny fampianarana ho an’ny anio 13 octobre 2025 ho fiarovana ny mpianatra sy ny mpampianatra .

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

05/10/2025

Tompoko,
Na dia nanao fanambarana aza izahay teto amin'ny Sekoly Au beau lieu ny amin'ny fiverenan'ny ora fianarana amin’ ny ora mahazatra manomboka rahampitso Alatsinainy, na dia nanao fanambarana ihany koa aza ny teo anivon'ny DREN Analamanga ny amin'ny tsy tokony ianaran'ny mpianatra rehetra rahampitso, dia naka ny hevitry ny chef ZAP ihany izahay ka raha ny toromarika nomeny dia mahazo mianatra ihany ny mpianatra saingy tsy terena kosa nefa ny Ray aman-dReny fa manana safidy malalaka na handefa azy ireo na tsia.
Tapaka noho izany fa miverina amin'ny ora mahazatra ny antsika ny fianarana nefa kosa tsy terena ny Ray aman-dReny handefa ny zanany aty antsekoly fa manana safidy malalaka izy.
Mankasitraka indrindra tompoko amin'ny fanekena ny lamina.

05/10/2025

Miarahaba tompoko ,

Miverina amin’ny ora mahazatra ny fidirana sy firavan’ny mpianatra manomboka rahampitso 06 Oktobra 2025 .

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

29/09/2025

Ry Ray aman-dreny hajaina,

Ilazaina isika fa mianatra ny mpianatra rahampitso Talata 30 septambra 2025 ny tapany maraina ary raha toa ka hita milamina ny toe-draharaha dia miverina kosa ny tapany hariva.

Ora ny sekoly :
Préscolaire : 8h hatramin’ny 11h30
Primaire : 7h30 hatramin’ny 12h
Collège : 7h hatramin’ny 12h

Hariva : 13h30 hatramin’ny 15h

Mankasitraka indrindra tompoko ny amin'ny fiaraha-miasa.

29/09/2025

Avis aux parents

28/09/2025

Miarahaba tompoko,

Hilazana isika Rray aman-dreny eto amin’ny sekoly fa mbola mijanona ny fampianarana ny rahampitso alatsinainy, mba hisorohana ny fitaintainana noho ny toe-draharahara izay mbola tsy hita be ny ihany.

Miverina mianatra kosa ny talata 30 septembra, raha toa ka tsy misy intsony ny korontana rahampitso.

Marihina fa misokatra foana ny birao.

Mirary ny soa sy ny tsara tompoko.

25/09/2025

Ry Ray aman-dreny hajaina,
Noho’ny toe-draharaha misy sy ny zava-nitranga anio Alakamisy 25 septembre 2025 ary ho fitsinjovana ireo zanan-tsika dia tsy mianatra ny mpianatra rahampitso Zoma 26 septembre 2025.
Mankasitraka indrindra amin'ny fiaraha-miasa.

Address

Andranonahoatra

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261345504597

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecole Privée "Au Beau Lieu "Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category