Atelier Nova

Atelier Nova Mampianatra, manampy, miasa ho an'ireo tanora malagasy hoavin'i Madagasikara rahampitso🇲🇬

Ny Atelier Nova dia mirary soa ho an'ireo zandry rehetra izay manomana ny vatsim-pianarana ho any Inde amin'ity taona it...
15/04/2026

Ny Atelier Nova dia mirary soa ho an'ireo zandry rehetra izay manomana ny vatsim-pianarana ho any Inde amin'ity taona ity✨✨✨
́tudes

18/03/2026

Ny fomba fangatahana bourse makany Inde,
Torolalana feno.
Guide complet : Comment demander une bourse pour étudier en Inde.
́tudes

09/03/2026

Étapes pour s’inscrire sur le portail A2A de l’ICCR et postuler à la bourse ICCR pour l’année académique 2026–2027.
Guidé par Anjaniaina Maherintsoa.
́tudes

27/02/2026

Misokatra ny fangatahana vatsim-pianarana eto Inde🎉🎉🎉,
Andao zaraina ho an'ireo zanaka sy zandry mila izany ny video😉

́tudes

Maharay fangatahana fanazavana maromaro ny Pejy anefa dia somary mitovitovy daholo ilay fanontaniana ary efa somary voav...
11/02/2026

Maharay fangatahana fanazavana maromaro ny Pejy anefa dia somary mitovitovy daholo ilay fanontaniana ary efa somary voavaly ato anaty pejin'ny Atelier Nova daholo.
Ka entanina isika hanoratra ilay fangatahana ao amin'ny mailaka ( [email protected] ) dia efa misy modèle ato ( https://anova.ateliernova.in/fr/mentorat ) ka dia manova izay azo ovaina fotsiny isika dia mba mora aminay no mahazo ilay fanontaniana ary hahazo valiny mazava kokoa isika.
Misaotra Tompoko🇲🇬🇲🇬

05/02/2026

Torolalana feno amin'ilay vatsim-pianarana🇮🇳🇲🇬

́tudes

31/01/2026

🚨Mila mailo hatrany amin'ny zavatra ampiasaina...🚨
Logiciel iray vaovao novokarin'ny Atelier Nova ho fampianarana mahakasika ny cybersécurité sy ny resaka hacking.




28/01/2026

🇮🇳🇲🇬Ireo zavatra ilaina ho an'ny vatsim-pianarana makany Inde ho an'ny taona 2026..
́tudes


Vatsim-pianarana makany Inde 🇮🇳
25/01/2026

Vatsim-pianarana makany Inde 🇮🇳



Address

Andranomena
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 18:00

Telephone

+261346633097

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Atelier Nova posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Atelier Nova:

Shortcuts

Share