Cours de coupe et couture zaka

  • Home
  • Cours de coupe et couture zaka

Cours de coupe et couture zaka Cours et formation coupe et couture
andranomena

31/12/2024
Atramin'ny asabotsy hoany izao n'y fisoratana anarana @ Ilay fianaranaPANTALON : Homme et femmeToerana voafetra Lundi le...
11/07/2024

Atramin'ny asabotsy hoany izao n'y fisoratana anarana @ Ilay fianarana
PANTALON : Homme et femme
Toerana voafetra
Lundi le 15 manomboka Dia vendredi 19 mifarana araraoty Ary fa voafetra toerana.
Mp plus d'infos

Tonga ity Ilay efa nangatahanao, fianarana mandidy sy manjaitra pantalon homme et femme.Traçage,coupe,assemblage Rentrée...
10/07/2024

Tonga ity Ilay efa nangatahanao, fianarana mandidy sy manjaitra pantalon homme et femme.
Traçage,coupe,assemblage
Rentrée lundi 15 juillet
Durée ,,:15 juillet au 19 juillet
Isaky après midi 1:30
Plus d'infos 0349946023 n'a mp t
Toerana andranomena akaiky terminus 159
Inscription avant samedi 13 juillet

N'y toetra tokony hananan'ny olona misehatra @ zaitra :fahaizana makantahakaFahaizana mijeryMandray sy maka sary antsain...
20/01/2024

N'y toetra tokony hananan'ny olona misehatra @ zaitra :
fahaizana makantahaka
Fahaizana mijery
Mandray sy maka sary antsaina mialoha ny zavatra atao!
Tia mikaly asa fa tsy taitaitra sy mikoropaka!
Mbola misy fantatrao ve?!!

Salama aby ooo! Araka ny hita t@ commentaires izay nalefa t@ publication Téo aloha dia ny PANTALON no bé nangataka indri...
20/01/2024

Salama aby ooo!
Araka ny hita t@ commentaires izay nalefa t@ publication Téo aloha dia ny PANTALON no bé nangataka indrindra.
Atombotsika @ pantalon izany.

18/01/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Solofomanana Solou, Kěys Étoil Michael

Bonjour daholo ! Ra anao vidéos partager Kely za Dia inona no tinao ho ataoko voaloha ( traçage : jupe, chemise,robe sa ...
18/01/2024

Bonjour daholo ! Ra anao vidéos partager Kely za Dia inona no tinao ho ataoko voaloha ( traçage : jupe, chemise,robe sa pantalon)😁😁😁
Eo @ commentaires ary

Kilalao Kely Ary Fanotanina zavatra tianao ho ahy @ zaitra na n'y manjatra azy
16/01/2024

Kilalao Kely Ary
Fanotanina zavatra tianao ho ahy @ zaitra na n'y manjatra azy

Cours coupe et couture@ izao taona vaovao izao bonne année izay manao inscription@ ity semaines ity tsisy droit inscript...
10/01/2024

Cours coupe et couture
@ izao taona vaovao izao bonne année izay manao inscription@ ity semaines ity tsisy droit inscription.
Mpampianatra efa zadrahara, fampianarana tsotra mpianatra raisina tsirairay.inona tsony no iadrasana,
Afaka manao cours particuliers
Mp
Tél 0349946023

Tianao ve ny hanjaitra ny lamody fety! Andao ary fa ny fotoana mampalalaka anao ny andro ianarana!Aza tara fa kely sisa ...
16/11/2023

Tianao ve ny hanjaitra ny lamody fety! Andao ary fa ny fotoana mampalalaka anao ny andro ianarana!
Aza tara fa kely sisa ny fotoana ary!
Mp na afaka miantso
0349946023

Address

Andranomena

Telephone

+261349946023

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours de coupe et couture zaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your school to be the top-listed School/college?

Share