24/05/2023
👉AZONLAH IN-DRAY MIPALA IO BEPC‼️
✔️ELECTRICITE 5/5 💯
Tsy very izany elah ry zandry raha izao vao hanomboka hibôsy ho afaka BEP'S a! Mbola afaka Max ↗️ miraka amin'ny Mpikendry Max elah! Tadidio tsara daholo fotsiny izay kôzinay ao anaty video.
Asio 👍 ny pejy zarao araka izay azo atao fa halatsakay tsy ho ela ny fikendrena Max amin'ny Mécanique a! Sao very ny akama tsy mahita! 👊