Ecole La Charité

Ecole La Charité

Share

📍Choisissez la bonne base pour l'avenir de vos enfants.
🔺🇲🇬 🇫🇷🇺🇲

10/03/2026

Ho fanokafana ny faha 20 taonan' ny sekoly dia misy fotaom- pivavahana izay atao eto aminy sekoly La charité ny 15 mars 2026 manomboka amin' ny 8ora 30 mn koa faly izahay manasa antsika mba hanotrona izany fotoana izany

04/03/2026

club de danse la charité❤

30/01/2026

Arabaina🥰🥳

25/12/2025

Joyeux Noel daholo

Photos from Ecole La Charité's post 21/12/2025

Manaova fety sambatra daholo dia ho tratry ny taona vaovao daholo

12/12/2025

🥰🥰

19/11/2025

Tonga vahiny ka faly ny fo ee

13/11/2025

Mirary soa ho antsika rehetra

10/11/2025

Mankasitraka anareo fona dia ataovy mafy ny ezaka hibata ny amboara o

10/07/2025

📢 Réinscription et Inscription ouverte pour l'année scolaire 2026-2027 :

✅-Prescolaire
✅-Primaire
✅-Secondaire
✅-Second cycle

.....📢''Diverses activités Parascolaires:
💻Informatique
🎭 Théâtre et expression orale.
🥋 Karaté
🎤Chant et Danse
🏀 Basket-ball,...

🚨Résultats CEPE: 100%

📍Choisissez la bonne base pour l'avenir de vos enfants.
🔺🇲🇬 🇫🇷🇺🇲

ANDRAISORO II F 14 TQ Bis Andraisoro Ambodimanga

📞 Renseignements & inscriptions: -032.71.981.91
-034.01.233.45

📍Ne soyez pas en re**rd pour la réinscription et l'inscription pour cette année car les places sont limitées .

16/06/2025

Mirary soa ho anareo zanaka hanala fanadinana cepe . Aza manahy fa vita io ka angataho ny Fanahy Masina hanazava ny sainareo

25/05/2025

Miarahaba antsika reny rehetra enga anie ho renintantely hivoahan'ny soa sy ny mamy isika ary hiaina anaty fahasoavana sy fitahiana hatrany o

Want your school to be the top-listed School/college in Andraisoro?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Andraisoro
ANTANANARIVO