31/10/2024
🇲🇬🇨🇳Tontosa ny datin'ny 28 oktobra 2024 ny fifanaovan-tsoniam-piaraha- miasa eo anivon'ny Oniversite ny Fianarantsoa sy ny Jiujiang VOCATIONAL University ary ny Jiangxi Sciences and Technology University any sina.
🟢Ezaka goavana nataon'ny talen'ny Institut Confucius Fianarantsoa, Pr RABEARISOA Andry Harinaina no nahazoana izao fiaraha-miasa izao ka ny Institut Confucius no hisitraka fanampiana aram-piofanana sy ara-pedagojika voalohany amin'izany.🧑🎓
30/10/2024
Liste des étudiants sélectionnés en première année de licence 2024-2025
18/08/2024
LISTE DES ETUDIANTS ADMIS EN TROISIEME ANNEE
PREMIERE SESSION
Année universitaire 2023-2024
18/08/2024
LISTE DES ETUDIANTS ADMIS EN
DEUXIEME ANNEE
PREMIERE SESSION
Année universitaire 2023_2024
18/08/2024
LISTE DES ETUDIANTS AYANT OBTENU
LA LICENCE
PREMIERE SESSION
Année universitaire: 2023-2024
27/07/2024
📌📌 Efa afaka manatitra dossiers izay maniry hianatra ato amin'ny .
🫴300.000ariary monja ny saram-pianarana mandritran'ny taona.
Fara fanaterana ny dossiers zoma 27 septembre 2024 amin ny 2ora sasany tolakandro
10/02/2024
🥳Sary vitsivitsy nandritran'ny taom-baovao sinoa.
Araka ny kolotsaina sinoa dia misalotra ny anarana hoe: "Année de Dragon" ity taona 2024 ity,🐉
👉Nandritra io fotoana io koa no nanolorana ny marim-pankasitrahana avy amin'ny maso ivoho sinoa hoan'ireo mpampianatra sy mpianatra mendrika tamin'ny taona2023.
🤩MIRARY TAONA ZINA HO ANTSIKA REHETRA ,❣️
09/11/2023
Ilazana ny redoublants rehetra ,torak izay koa ny passants 2ème année ary koa ny 3ème année mba hanatitra ny bordereau de versement 50000ar ny reinscription fa izay tsy manatitra izany dia raisina ho toy ny TSY MPIANATRA.Misaotra Tompoko
08/11/2023
💯 Listes des étudiants sélectionnés en première année 2023-2024.