10/05/2026
Bonne semaine 😊
Araky ny fangatahan'ny maro, hiezaka izahay handeha amin'ny faritra amin'izay 😊 Eo am-piomanana
Formation
10/05/2026
Bonne semaine 😊
Araky ny fangatahan'ny maro, hiezaka izahay handeha amin'ny faritra amin'izay 😊 Eo am-piomanana
06/05/2026
TSIARO 🥳 Firalahiana, solidarité, fifankatiavana. Efa miasa ihany koa iBRA 🙃😉
06/05/2026
Resaka "buvette" 😁😆😋 bon appétit
05/05/2026
Larissa ADF V3 (eo afovoany👉🏽) +2 volana taorian'ny nahavitan'ny fianarana, miasa eny Ambohimangakely 👇🏼👇🏽eny izy izao.
05/05/2026
Valisoa ADF V2 👉🏽 eo am-panaovana "Restitution de compétence" 🙂 👉🏽 Assistant administratif 👈🏽
04/05/2026
Storytime vetivety : Marie Christine, mpianatra "Commis de cuisine". Hiasa any "France no tanjona napetrany 👇🏽👇🏽👇🏽
Tetikasa telo no tao an-tsainy :
👉🏽 hanangana "point de vente" Sawaba amin'ny faritra SAVA - izahay nanandrana fa tena tsara be 🙃
👉🏽 Hiasa amin'ny "Restaurant any "France"
👉🏽 Miasa eto Tanà aloha mandra-pahatongan'izay
🥳🤩 Any "Comores" izy no milaza vaovao aminay fa "EFA MIASA" ary... "Dingana fotsiny ny eto Comores, hoy izy... fa mbola any "France" foana ny tanjona"
Mahaleova mahalasana Christine 🙏🏽🙏🏽🙏🏽
04/05/2026
Fiainana tany an-dafy ny Andranotapahina 😂😅 Mandehandeha ny "Commis de cuisine" 🥳 mbola handeha lavitra noho izany no tanjona 💪🏽💪🏽
22/04/2026
Tantarao 😆😂😁
22/04/2026
Ndao hianatra hiaraka aminay 🤓🙃
Efa mandeha ny "inscription" amin'ireto 👉🏽Assistant RH - Assistant Formation - Réceptionniste - Assistant RH
21/04/2026
Bon appétit 😋🙃
21/04/2026
Mba tantarao 😁😆