ILHM

ILHM

Share

Cours d’hébreu moderne et biblique à Madagascar, en présentiel à Mahabo Andoharanofotsy et en ligne).

Enseignants professionnels, formation de qualité, tous niveaux. Programmes structurés, évaluations linguistiques et activités culturelles.

04/06/2026

REHEFA TSY TEO INTSONY I MOSHEH na (MOSESY) dia mbola nitohy y hatrany ny fampianarana ny TORAH teo amin'ny Israely
araho anie ity fanazavana ity ee
raha misy fanamarihina dia apetrao eo amin'ny commentaire

03/06/2026

MISY MILAZA FA NY TARANAK'I LEVY IHANY NO AFAKA MAMPIANATRA NY TORAH ! MARINA VE ZANY?
ARAHO NY FANAZAVANA

26/05/2026
08/05/2026

Shalom, ity video ity no henehoanay ny fisaorana sy fankasitrahana hoantsika rehetra izay tonga nanatrika ny fotoana nokarakarainay teny amin'ny ELI Isoraka, mitomboa amin'ny fahasoavana daholo tompoko

24/04/2026

Fantatrao marina ve ny atao hoe TORAH sy TANAKH?
👉 Ny ankamaroan’ny olona dia miresaka Baiboly… nefa TSY MAHAFANTATRA akory ny fototra!
👉 Misy mihitsy no mampianatra… nefa tsy mahay manavaka ny Torah sy ny Tanakh!
⚡ TORAH = tsy boky tsotra fotsiny!
Io no fototry ny fahendrena, lalàna velona, torolalana mivantana avy amin’Elohim.
Tsy natao hovakiana fotsiny… fa iainana.
⚡ TANAKH = mihoatra lavitra noho izay eritreretinao!
• Torah (Lalàna)
• Neviim (Mpaminany)
• Ketuvim (Soratra)
🔥 Izany no rafitra tena izy — tsy ilay version “simplifié” ampianarina anao isan’andro!
❗ Raha tsy mahalala an’io ianao:
• Mora voafitaka
• Mora diso fandray ny Soratra
• Mora very amin’ny fampianarana diso
💥 FOTOANA IZAO hanokafana ny masonao!
💥 Aza manaiky ho amin’ny haizina intsony!
👉 Ianaro ny Torah.
👉 Fantaro ny Tanakh.
👉 Midira amin’ny fahamarinana tena izy.
🔥 Satria ny fahalalana marina dia hery — ary tsy ho an’ny kamo izany.

21/04/2026

inona no famaritana ny torah fantatrao araka ny fijery jiosy na israelita? antin'ity video ity dia hilaza sombiny aminao aho , fa tiako kosa ianao mba hizara izay fantatrao amin'ireo namanao eo amin'ny commentaire

Want your school to be the top-listed School/college in Andoharanofotsy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address

MB337 Mahabo
Andoharanofotsy
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 11:00
Tuesday 09:00 - 11:00
Wednesday 09:00 - 11:00
Thursday 09:00 - 11:00
Sunday 09:00 - 11:00