26/07/2026
Anjaranao indray ny mamiratra miaraka amin'ny ETIQUETTE PERSONNALISÉ! 🏷️
🎥 Jereo kely amin'ity video ity ny kalitao sy ny hatsarany!
💰 Vidiny: Manomboka amin'ny 5.000 Ar monja!
📥 Andinindininy: Ny vidiny dia miovaova arakaraka ny habe, ny fitaovana (matière), ary ny sary tadiavinao.
Miresaka mivantana ao amin'ny MP (Messagerie Privée) isika hiresahana ny mombamomba ny anao manokana! 📥👇