08/07/2025
❤️
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Exc'Elle, Personal coach, Analamahitsy.
�Exc'Elle (Mivoara) est une plateforme d'accompagnement,de coaching des femmes et jeunes adolescentes sur diverses domaines :amour, travail,éducation, société,bien être,développement personnel..�
08/07/2025
❤️
05/05/2023
❤
28/01/2023
🤞
31/07/2022
09/11/2021
⚠️AVANCEZ ⚠️
Peu importe les situations
Peu importe les difficultés
Peu importe les jugements
Peu importe les sacrifices déjà accomplis
Peu importe le passé
Vous êtes le seul maître de votre vie, de votre développement personnel
🌺N'ABANDONNEZ JAMAIS 🌺
09/11/2021
🌺Bonjour les Exc'elles🌺
Herinandro vaovao, volana vaovao, fanamby vaovao.
Mandra-pivoaka ny daty hanombohansika ny formation en entrepreunariat, dia ireto misy programme vitsivitsy herinandro ity mahakasika izay indrindra, mety mahasoa sy hanananareo hevitra ihany koa.
Loharano:Ministère du Tourisme de Madagascar, Canal 7 events.
03/11/2021
Bonjour les Exc'Elles 😍
Ça vous est déjà passé par votre esprit de créer votre propre marque ? Votre propre entreprise ?
°°°°°°
DU RÊVE À LA RÉALITÉ
°°°°°°
Ça vous dirait une formation en entrepreunariat bientôt ?
°°°°°°
Sur ce, restez connectés 😊😊😊
30/10/2021
🌺Bonjour les filles 🌺
Matetika rehefa week end dia tsy maintsy misy iray voasoratra ireo ataontsika.Sa ahoana hoy indry?
Mahafinaritra foana ,fa aza adino ny mampitombo fahalalana ho andrie manokana an 😉😉
Bon week end daholo ary eee 😊😊
28/10/2021
🌸Tsy misy fetra ny zavatra azontsika atao amin'ny maha vehivavy antsika🌸 Michelle Obama
Tongasoa eto 'i Exc'Elle😊✊
Exc'Elle na "Mivoara", dia sehatra iray natao hanampiana, hizarana sy hifampizarana, hampianarana ny vehivavy malagasy eo maro samihafa misy eo -monina.
°°°°°°°°°°°°°°°°
💁♀️Manasa anao hanaraka tsy tapaka ny pejy àry ry vehivavy namako manan-danja rehetra 🙋♀️
°°°°°°°°°°°°°°°°°
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:30 - 12:00 |