Rayan & Rialy

Rayan & Rialy

Share

Mifampizara Ny Mahasoa.

06/12/2025
06/12/2025

Vavaka maraina

“Andriamanitra ô, misaotra Anao amin’ity andro vaovao ity.

Tariho aho amin’ny làlako sy ny fanapahan-kevitro androany.

Omeo fahendrena, hery, sy fitahiana aho amin’ny asa sy ny ezaka rehetra hataoko.

Arovy ny foko, ny fianakaviako, ary ny dianay rehetra.

Enga anie mba ho tontolo feno fahasoavana sy fahombiazana ho ahy ity andro androany ity. Amen.”

&Rialy

Want your school to be the top-listed School/college in Analakely?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Analakely