Rayan & Rialy

Rayan & Rialy Mifampizara Ny Mahasoa.

06/12/2025
Vavaka maraina“Andriamanitra ô, misaotra Anao amin’ity andro vaovao ity. Tariho aho amin’ny làlako sy ny fanapahan-kevit...
06/12/2025

Vavaka maraina

“Andriamanitra ô, misaotra Anao amin’ity andro vaovao ity.

Tariho aho amin’ny làlako sy ny fanapahan-kevitro androany.

Omeo fahendrena, hery, sy fitahiana aho amin’ny asa sy ny ezaka rehetra hataoko.

Arovy ny foko, ny fianakaviako, ary ny dianay rehetra.

Enga anie mba ho tontolo feno fahasoavana sy fahombiazana ho ahy ity andro androany ity. Amen.”

&Rialy

Address

Analakely

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rayan & Rialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share