Ecole Privée LE Rocher

Ecole Privée  LE Rocher ECOLE PRIVEE LE ROCHER

14/04/2026
Sary vitsivitsy nandritra n'y fanangonana izay fanampiana  voaray
24/02/2026

Sary vitsivitsy nandritra n'y fanangonana izay fanampiana voaray

24/02/2026
" AIMER C'EST PARTAGER"Misaotra antsika rehetra izay nandray anjara tamin'ny fahampiana izay nataontsika ho an'ny mpiray...
24/02/2026

" AIMER C'EST PARTAGER"
Misaotra antsika rehetra izay nandray anjara tamin'ny fahampiana izay nataontsika ho an'ny mpiray tanindrazana ao Toamasina izay traboina nohon'ny fandalovan'ny rivodoza GEZANI.
LA DIRECTION
ÉCOLE LE ROCHER

11/02/2026
11/02/2026

Ry Ray aman-dreny hajaina, miverina mianatra ny Mpianatra rahampitso
12 Février 2026
Misaotra tompoko
La Direction

31/01/2026
31/01/2026

Miarahaba Tompoko, Mbola misy olana ny Message Messenger n'y École Privée Le Rocher, ka Raha misy hafatra ilanao izany dia afaka miditra Wattsapp amin'ny tel 0340192519 ianao. Vonona mamaly anão n'y tompon'andraikitra , misaotra betsaka tompoko
La Direction

14/10/2025

Hatramin'ny 12 ora atoandro avy eo ny fahafahantsika mifidy azy Telo vavy solotenan'i Madagasikara amin'ny Our Generation 2025 🇲🇬

Ity ny rohy : https://datavote.ru/signup/v9/071025/?lang=en

Firenena Telo no tsy maintsy fidiana , izany hoe roa ankoatra an'i Madagasikara (I Madagasikara no fidiana voalohany) izay vao validé ny "vote" ☺️

Ny fizaranao an'ity fanentanana ity dia efa fanampiana be ho azy ireo ☺️

Tohano ny Antsika e 🇲🇬

Address

Andrefambohitra
Ampitatafika
102

Telephone

+261340192519

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecole Privée LE Rocher posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Ecole Privée LE Rocher:

Shortcuts

Share

Category