17/05/2026
✨✂️ MIANATRA ASA MAHASOA! ✂️✨
Tsy manao vacances fotsiny 😍
👉 Araraoty ny fotoana hianarana Coupe & Couture Professionnelle ao amin’ny CETP+ Ampitatafika
👗 Fampianarana ho an’ny :
✅ Mpianatra
✅ Vehivavy sy lehilahy
✅ Te hahay manjaitra sy hanokatra activité
📚 Hianarana :
✂️ Jupe
✂️ Robe
✂️ Chemise
✂️ Pantalon
✂️ Blouse
✂️ Fomba fanaovana patron sy coupe
💡 Formation pratique sy accélérée
💡 Mety ho an’ny débutant
💡 Fanofanana matihanina
💡 Suport et coaching gratuits pendant 1mois
📍 Toerana : Ampitatafika Avaratetezana, akaikin’ny Villa Mialy
📞 : +261 34 82 846 05
🔥 Misokatra izao ny inscription !
⚠️ Voafetra ny toerana ka aza tara misoratra anarana.
👔👗 Mianara asa afaka mampidi-bola avy hatrany!
30/04/2026
🔥 TE HIANATRA ASA HAINGANA SY MAHASOA VE IANAO ? 🔥
✨ Tonga eto ny formation Coupe & Couture ho an’ny débutants avy amin’ny CETP+ !
💡 Na tsy mbola mahay aza ianao dia azo atomboka avy hatrany — ampianarina tsikelikely hatramin’ny fototra ka hatramin’ny fahaizana mamorona modely anao manokana 👗✂️
📍 Toerana: Antanimenakely Ampitatafika
📅 Fanombohana: Volana Mai
⏳ Faharetana: 3 volana monja
🎁 BONUS MANOKANA:
👉 Coaching GRATUIT mandritra ny 1 volana aorian’ny formation
👉 Fampianarana 100% pratique
👉 Fanaraha-maso akaiky sy coaching personnalisé
🚀 Tsy mianatra fotsiny ianao fa manamboatra ny hoavinao!
👉 Mety ho lasa asa mahavelona anao izany
👉 Afaka manomboka business manokana ianao
💬 “Apprendre un métier. Crée ton avenir !”
📞 Misorata anarana dieny izao:
+261 34 82 846 05
⚠️ Voafetra ny toerana! Aza miandry ho tara!
❤️ TA PASSION. TON TALENT. TON EMPIRE.
21/04/2026
🎉 OUVERTURE DES COURS DE FRANÇAIS & ANGLAIS 🎉
📅 Rentrée : 06 Mai
📍 Lieu : Ampitatafika – Antanimenakely
Vous voulez apprendre le français et l’anglais ?
Ou améliorer votre niveau ?
👉 Rejoignez-nous !
✅ Pour débutants et intermédiaires
✅ Cours pratiques
✅ Méthode simple et efficace
🎯 Objectif : Parler avec aisance en langues étrangères
📞 Contact : 034 82 846 05
⚠️ Places limitées !
👉 Inscrivez-vous maintenant
💥 La langue est la clé du succès !
17/04/2026
FISORATANA ANARANA MISOKATRA!
Te hahay miteny français sy anglais ve ianao?
Te hianatra zaitra hahazo asa?
👉 Tongava eto amin’ny Centre de Formation Evolution
✨ Fampianarana mora azo
✨ Mpampianatra manampahaizana
✨ Vidiny mirary
📍 Ampitatafika Antanimenakely
📞 034 82 846 05
⏳ Aza miandry farany – manomboka tsy ho ela ny cours!