CFP Antanambao Manampontsy

CFP Antanambao Manampontsy Crée en 1958

19/06/2022

🌹En quelques mots habités par l'affection et la joie...
Je souhaite honneur à tous les grands rois paternels, tendres chefs de famille.
Exprimer ma reconnaissance à ces génies.🌹

🍀Les papas sont des êtres chers inestimables, des repères inébranlables pour leurs enfants, des hommes de valeur si respectables, des modèles dans la vie et irremplaçables.
Celui qui donne l'amour paternel à son enfant, donne "l'essentiel"
Meilleurs souhaits affectueux à tous les pères 🙏

VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l'Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

🌷Teny tsotra feno fitiavana sy fifaliana no iarahabako sy irariako soa ny Raim-pianakaviana rehetra.🌷

🍀Ianareo no andry iankinana sy fitaratra ho an'ireo taranaka madimby, manome ilay fitiavan-dRay izay lehibe indrindra🍀

Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anareo Ray rehetra🙏🏼

VAVITSARA Rahantanirina Gabriella
Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa

19/06/2022

Miss University Africa

Tonga nitsidika ny Ministra VAVITSARA Gabriella Rahantanirina, tao amin'ny toeram-piasanany tao Ampefiloha, ireo mpikarakara ny « Miss University Africa Madagascar »

Niompana ny amin'ny mety ho fiaraha-miasa miaraka amin'ny METFP sy ny MESUPRES ny resaka, ka isany noresahana tao ny fangatahana an-dRamatoa Ministra ETFP ho reny mpiahy ny fifaninana.

Raha tsiahivina, dia fifaninana iraisam-pirenena ny « Miss University Africa » ka , 55 ny firenena mandray anjara.
Ny faha roa ny volana Jolay ho avy izao kosa ny fanantanterahana ny fifaninana farany eto Madagasikara, izay hatao ao amin’ny Hotely lehibe iray eto Antananarivo. Izay mivoaka ho mampandresy dia hahazo vatsim-pianarana mankany Frantsa ary hisolo-tena any Madagasikara any Nigéria ny volana Novambra.

©CABINET METFP/ Juin 2022

19/06/2022
08/06/2022

Madame Gabriella Vavitsara Raharinirina, Ministre de l'Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle à Madagascar nous a fait l'honneur de ...

25/05/2022

Salama daholo, faly mandray anao ny Pejy CFP Antanambao Manampontsy.
"Olo mahay raha tsy very mandeha"

Nitohy omaly Talata faha 09 May 2022 ny fiofanana mampiasa ny presse BTC hoan'ireo mpiofana classe 3ème Année BTP Travau...
11/05/2022

Nitohy omaly Talata faha 09 May 2022 ny fiofanana mampiasa ny presse BTC hoan'ireo mpiofana classe 3ème Année BTP Travaux Pratiques ato amin'ny CFP Antanambao Manampontsy.
CFP Antanambao Manampontsy
"Olo mahay raha tsy very mandeha"

Mavitrika tokoa ireo mpianatra classe 2ème Année BTP nanao Travaux Pratiques androany Alakamisy faha 04 May 2022 izay ni...
05/05/2022

Mavitrika tokoa ireo mpianatra classe 2ème Année BTP nanao Travaux Pratiques androany Alakamisy faha 04 May 2022 izay niofanan'izy ireo mampiasa ny presse famokarana BTC. Mazotoa hatrany manohy ny fiofanana fa vonona hizara ny traik'efa izahay Formateurs.
CFP Antanambao Manampontsy
"Olo mahay raha tsy very mandeha"

Address

Mahanoro
507

Telephone

+261349030780

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CFP Antanambao Manampontsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to CFP Antanambao Manampontsy:

Shortcuts

Share

Category