13/07/2026
📚🇫🇷 AMENER sa EMMENER? 🤔
Mbola maro no mampifangaro ireo verbe roa ireo, nefa tsy mitovy ny fampiasana azy. ❌✅
Ao amin’ity vidéo ity dia hazavaiko amin’ny fomba tsotra sy mora azo ny maha samy hafa ny amener sy emmener, miaraka amin’ny ohatra mazava mba tsy ho diso intsony ianao rehefa mampiasa azy ireo. 🎥✨
💬 Fanamby kely: Manorata fehezanteny iray mampiasa amener na emmener ao amin’ny commentaire. Hojereko ary hanitsy raha ilaina. 😊
👍 Raha nahasoa anao ity vidéo ity:
❤️ Ataovy J’aime
💬 Commentaire
🔄 Partage amin’ny namanao
➕ Ary abonnez-vous amin’ny Easy French Club mba hianatra teny frantsay tsikelikely isan’andro. 🇫🇷📖