17/10/2025
Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Privé Flash-Mad Antaninandro, High School, Antaninandro Ampandrana, Ampandrana.
17/10/2025
Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana
07/10/2025
Mbola misokatra ny fisoratana anarana ato Prive Flashmad Antaninandro
Fidirana volana Octobre 2025
07/10/2025
Ho anareo Ray amandreny mbola sahirana mitady sekoly hampianarana ny zanany. Ny lycee Prive Flashmad dia mbola vonona handray anareo. Fidirana volana octobre 2025
07/10/2025
🎓 Lycée Privé FLASH-MAD
Fisoratana anarana misokatra ho an’ny taom-pianarana 2025-2026
➡️ Droit : 15 000 Ar | Ecolage : 20 000 Ar
📚 Kilasy : 3ème ka hatramin’ny Tle (A, C, D, L, S)
📆 Rentrée : 20 Septambra 2025
📍 Andravoahangy ambony (akaikin’ny FJKM)
📞 034 03 661 70
Lycée Privé Flash-Mad Antaninandro High School
21/08/2025
Miarahaba antsika Ray amandreny sy ireo mpianatra. Mbola mandray mpianatra izahay, ary vonona ny hanome ny traikefa ny hahaizanao sy ny ahafahanao fanadinana ara-panjakana. Tongava ary misoratra anarana dia eny zao fa voafetra ny toerana.
10/12/2024
Tongava maro!!
📅 Rendez-vous le Vendredi 20 Décembre 2024 pour l’événement incontournable : FLASH-FETY !
📌 Au programme :
• Ambiance clubbing avec DJ Flash aux platines
📍 Lieu : Lycée Privé FLASH-MAD, Antaninandro
🎟️ Entrée : 2 000 Ar
📞 Infos & réservations : 034 95 705 98 /034 49 446 19
Tongava Maro !!
18/07/2023
Eh! Aza varimbariana!!
Misorata anarana dieny zao!!!
Fidirana:Asabotsy 16 Septambra 2023
09/07/2023
Faradoboka Bacc 2023
📍FLASH-MAD Antaninandro