03/02/2023
❗❗🚨🚨DEPANNAGE HARDWARE🚨🚨❗❗
Te ahafehy ny momba ny depannage hardware ve ianao ?
REPARATION CARTE MÉRE - ORDI TSY MITENY INTSONY - USB ... (sns)
🔧🔧💻MISORATÀ ANARANA DIENY IZAO AMIN'NY FORMATION IZAY ATOLOTRAY 💻🔧🔧
📌RENTRÉE : Samedi 04 fevrier 2023
📌Lieu : Ambatomaro Antsobolo (147 BIS)
🔊AZA MISALASALA MIDITRA Mp📩💬
🔊Na MIANTSO MIVANTANA :
📞 034 28 522 74
❌ VONJIVONJEO FA VOAFETRA NY TOERANA❌
01/02/2023
❗❗🚨EH AZA TARA🚨❗❗
Amin'ity erinandro ity sisa no fara-fisoratana anarana amin'ilay formation DEPANNAGE HARDWARE 💻💻🔧
📌RENTRÉE : Samedi 04 fevrier 2023
📌Lieu : Ambatomaro Antsobolo (147 BIS)
🔊AZA MISALASALA MIDITRA Mp📩💬
🔊Na MIANTSO MIVANTANA :
📞 034 28 522 74
❌ VONJIVONJEO FA VOAFETRA NY TOERANA❌
12/01/2023
❗❗Eh ❗❗
🔊🔊TONGA ILAY NIANDRASAN'NY MARO🔊🔊
💻💻🔧Formation Dépannage Ordi-Portable (Hardware)🔧💻💻
❗Rentrée : Samedi 04 Février 2023❗
🚍TOERANA : Ambatomaro ANTSOBOLO🚍
Raha mila fanazavana fanampiny dia tongava MP 💬
Na miantso avy hatrany :
📞 034 28 522 74 📞
⚠MISOKATRA FISORATANA ANARANA⚠
🚨 Voafetra Ny Toerana, AZA TARA🚨
04/11/2022
Fanampiana antsika @ fotoana rahampitso 05 Novembre 2022 @ 8H maraina Tompoko.
Eo @ Sampanana Rackmal.
25/10/2022
📣📣 Kely sisa dia hamarana ny taona indray isika.
💥😎⚡ Ho avy ny fety ka maro @ isika no mazana mividy zava maneno na Ampli entina hampifalina ny tsirairay @ fety isa karazany.
🏆🥇🔥🔥 Mbola vonona hatrany izahay ato @ En-formation IT ny hanoro sy hampianatra anao ny famoronana an'izany @ izay tanjaka ilainao sy ny fanamboarana azy ihany koa.
💡😅🔔👌 Hoy ilay fitenena isika Malagasy oe : Tsy votery hividy vao mahazo ny tsara.sady mba reharehanao ny famoronanao sy asa tananao
🔥🔥😉 Manasa anao ary izahay ato @ En-Formation IT ho tonga andalina @ Promotion 3eme Vague izao🔔🔥 Eny fa na dia debutant aza ianao☺
💥 Fidirana 05 Novembre 2022 izao💥💥
💎😎 Aza tara fa voafetra Toerana Tompoko✈
⚡🎯👍 Raha mila fanazavana fanampiny dia @ hafatra miafina (MP) na miantso avy hatrany ny laharana 034 28 522 74.
24/10/2022
⚡⚡ Matetika vao Famoronana ny resaka dia atao fahazarana ny maka Schémas @ tranokala😅
📣📣 Kanefa misy kajy tsy maintsy ianao no manao fikarohana sy fandalinana tsara, satria tsy ho voatery hita eny @ tranokala ilay zavatra kasainao atao.
🔔🔔 Ohatra iray izao ireto hita @ sary ireto: Tsy nahitana ny "pieces (IC oscillateur)" maty nefa Spectacle efa atomotra ka tsy maintsy mitady hevitra mahomby🎯🎯
🔥⚡ Tianao ve ny mba andalina resaka FAMORONONA sy asa fanamboarana electronika na Dépannage hoy isika izay😅😎🥇
💎💡 Manasa anao ary izahay ato @ En-Formation IT ho tonga andalina @ Promotion 3eme Vague izao🔔🔥 Eny fa na dia debutant aza ianao☺
🗝🔑 Fidirana 05 Novembre 2022 izao💥💥
🌞 Aza tara fa voafetra Toerana Tompoko✈
🔱Raha mila fanazavana fanampiny dia @ hafatra miafina (MP) na miantso avy hatrany ny laharana 034 28 522 74.
24/10/2022
❗❗ EH AZA TARA AAAN❗❗
Ho anao vonona ianatra éléctronique création + dépannage ato aminay dia manasa anao andefa ny : ANARANA FENO + NUMÉRO azahoana anao.
Amin'ny 5 novembre kosa no fandoavana ny saram-pianarana.
TOERANA : Ambatomaro Antsobolo - Arret bus Rakmal (147 Bis)
CONTACT : 034 28 522 74
❎Toerana voafetra❎
12/09/2022
📣📣Oyé 📣📣
Tonga indray ny fidirana manaraka amin'ny fianarana éléctronique Pratique ny ▶▶SABOTSY 05 NOVAMBRA 2022◀◀
❗❗DÉPANAGE❗❗
❗❗CRÉATION❗❗
⏳AZA TARA!⏳
Tongava misoratra anarana aingana fa toerana voafetra ⌛⌛⏳
💡🔎Raha mila fanazavana fanampiny, aza misalasala mansefa MP na miantso mivantana anay 💡🔎
Contact : 🚍034 28 522 74
Toerana : AMBATOMARO ANTSOBOLO🚍
14/06/2021
❌FORMATION ÉLÈCTRONIQUE PRATIQUE [ Dépannage & Création ]❌
Mbola mitohy amin'ity erinanandro ity ny fandraisana ireo izay maniry te ianatra kanefa tsy naharaka ny fidirana tamin'ny sabotsy lasa teo 🔩🔌
Raha te ianatra ianao dia mila manoratra anarana en ligne.
Fanontanina sy Confirmation en ligne ao amin'ny pejy En-formation IT.En-formation IT.En-formation IT.En-formation IT.T.
📞Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso : 034 28 522 74
FIDIRANA NY SABOTSY 19 JONA 2021
Ora fianarana : 13h30 - 16h30
31/05/2021
Salama Tompoko 😊,
💡📆 Faly izahay ato @ En-formation Manambara fa @ SAMEDI 12 JUIN 2021 à 13H30 izao no fidirana manaraka @ Electronique Pratique .
Toerana voafetra ka aza tara aza @ fisoratana anarana par confirmation en ligne tompoko😊📣🔔.
04/04/2021
Salama Tompoko😊,
Aminy halaelo lehibe no ilazana fa Noho ny zava misy eto @ Firenena dia reportena ny date de Réntrée ny Vague tokony iditra @ 10/04/2021 izao!
Ho lazaina eto @ Pejy eto ihany ny fidirana tompoko!
Mankasitraka ary Mirary soa ho ahy Tsirairay😊