CFP3A

CFP3A

Share

Centre de Formation Professionnelle des Arts Appliqués Andraina

21/05/2024
12/10/2022

NOVOLAVOLAINA HO MPIASA NY TANORA MALAGASY FA TSY HO MPAMPIASA.

Bonjour Monsieur Joel...
-Manana vola kely aho fa tsy manana idée de business .
-Inona kay ny zavatra mandeha amin'izao?
-Mba omeo idée de business afaka atao.
-Aiza kay no tsara hanaovana investissement amin'izao?
-Maninona aho no tsy mety mahita idée mihitsy?

Valiny:
-Satria tsy misokatra ny vavahadin-tsainao.

Tadidio fa maro amin'ny tanora Malagasy no novolavolaina ho mpiasa fa tsy novolavolaina ho mpampiasa.

Nampianarina mba hamerin-javatra fa tsy nampianarina mba hamoron-javatra.

Nizarina hitadidy zavatra fa tsy nizarina hikaroka zavatra.

Ry tanora namako,
Tadidio fa ny orinasa nitsangana rehetra dia nanomboka tamina hevitra na idée de business avokoa.

Mora kokoa anefa ny ahazoanao idée de business rehefa misokatra ny vavahadi-tsainao.

Ireto misy teboka vitsivitsy hanampy anao hanokatra ny vavahadin-tsainao.

1 - MIANARA MBA HAHAY ZAVATRA FA AZA MIANATRA MBA HAHAZO DIPLOMA.

Samy hafa tompoko ny manam-pahaizana sy ny manana diploma.
Tadidio fa ny diploma azonao vidina, azonao hisandohana fa ny fahaizana tsy azonao hisandohana.

"Ne confondez pas l'éducation et l'intelligence."

2- MIZARA MAMPIANA-TENA
Mamakia boky,manaova formation, manaova recherche zava-baovao mba hampivelatra sy hampisokatra kokoa ny sainao.

3- MAHAIZA MIJERY FIAINAN'OLONA MAHOMBY
Aza raisina ho fahavalo ny olona mahomby.
Aza fosafosaina ny olona mahomby.
Manetre-tena dia mianara sy mandraisa lesona tamin'ny nahombiazany

Avadio ho source-ny motivation nao ny olona mahomby.

4- MAHAIZA MIJERY NY TONTOLO MANODIDINA ANAO.
Misy zavatra tompoko tsy ho hitanao ao an-trano sy ao anaty fiara.

Avadio ny masonao sy ny sofinao mba ho lasa "detecteur d'idée" na "detecteur d'opportunité"

Mandehana midina eny ifotony amin'ny fiaraha-monina misy anao eny.
-Inona ny ilain'olona?
-Inona ny tadiavin'olona?
-Inona ny probleme-n'olona?
-Inona ny mampitaraina ny olona?
-Inona ny mampimenomenona ny olona?

Tadidio fa "idée de business" be dia be no valin'ireo baraingo ireo.

Ny mpandraharaha maneran-tany dia manana équation hiraisana hoe:
[ Probleme = Opportunité ]

Opportinuté hanangananao ny orinasanao avy hatrany ny valin'ireo fanontaniana ireo.

Ry namana, mifohaza dia sokafy ny vavahadin-tsainao.

Meteza ho mpitondra vahaolana
Meteza ho fanasin'ny tany

Ndao hanova zavatra

15/03/2021

Bjr tous ie monde
ho avy tsy hoela ilay andro famoahana ny Mpianatra ny Sekoly CFP3A @ 7 Avril 2021 izay atao ao @ Espace NAMBININA

14/08/2018

Inona ny soa azo avy amin'ny fihinanana sakamalaho isanandro?
💢 mandamina ny "cycle menstruel" indrindra raha olona tsy en règle isambolana (cycle menstruel irrégulier " , mampihena ny fanaintaina rehefa tonga ny fadim-bolana.
💢 manamora kokoa ny fidiran'ny vehivavy amin'ny "pré ménopause" satria mapitony ny fanaintaina sy ny saut d'humeur.
💢 misoroka ny homamiadana, mamono ny "cellules cancéreuses",
💢 manala ny tavy anaty rehetra,
💢 manala ny tavy @ lalandrà , misoroka ny AVC,
💢 mitsabo ny aretim-po,
💢 manala ny maloiloy rehefa bevohoka,
💢 mampivoaka ny poizina aingana dia aingana raha sendra " intoxication alimentaire "
💢 mandamina ny fandevonan-kanina
💢 mampisava ny aretin-tratra isankarazany.
💢 mitsabo ny voa (rein)
💢 manafana tranon-jaza

Betsaka no miteny hoe tsy mety @ olona mora miakatra tosi-drà ny sakamalaho kanefa raha hohanina "avec modération" izy io dia tsy maninona fa vao mainka mahasalama

👉 tokony mihinana sakamalaho 5gr farafahakeliny isanandro ny olona iray

Mihinàna finaritra ary tompoko 😊😊??

Zarao ho soa ho an'ny hafa

Want your school to be the top-listed School/college in Ambositra?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


De Commerce Ampivarotanomby
Ambositra
306