Zatovo m'faly

Zatovo m'faly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zatovo m'faly, Ambositra.

Ndao hanatona an'i Jesosy tompoko o
25/12/2022

Ndao hanatona an'i Jesosy tompoko o

Ny filazantsara ihany no manova fiainana🙏 Mifidiana hanaraka an'i JesosyMahereza ry mpitory isany 💪💪
08/08/2022

Ny filazantsara ihany no manova fiainana
🙏 Mifidiana hanaraka an'i Jesosy
Mahereza ry mpitory isany 💪💪

Salama Ambositra,, fitoriana filazantsara iarahana amin'ny Tanora tsy Menatry ny Filazantsara (TMF) Fianarantsoa,,
02/08/2022

Salama Ambositra,, fitoriana filazantsara iarahana amin'ny Tanora tsy Menatry ny Filazantsara (TMF) Fianarantsoa,,

Mpandresy aho, mpandresy ianao noho i Jesosy 💪💪
17/04/2022

Mpandresy aho, mpandresy ianao noho i Jesosy 💪💪

Mirary herinandro finaritra ho antsika rehetra 😁😁💪😇🎵🎶🙏
04/04/2022

Mirary herinandro finaritra ho antsika rehetra 😁😁💪😇🎵🎶🙏

Salama ee'mahafinaritra foana rehefa resaka fety,, samy tia mifety, 🙏🙏Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao
29/03/2022

Salama ee'
mahafinaritra foana rehefa resaka fety,, samy tia mifety,
🙏🙏Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao

Tratry ny noely aby, mirary fety sambatra
25/12/2021

Tratry ny noely aby, mirary fety sambatra

👋👋 tsy misy maharatsy ny mifety e,, fa aoka kosa hanana ny anjara toerany Jesosy,, Samy ho tratran'ny ampitso daholo 🥰🥰
24/12/2021

👋👋 tsy misy maharatsy ny mifety e,, fa aoka kosa hanana ny anjara toerany Jesosy,,
Samy ho tratran'ny ampitso daholo 🥰🥰

Mitsangàna, mihazavà ry tanora,, fa Jesosy dia efa mialoha lalana anao 🥰🥰
21/09/2021

Mitsangàna, mihazavà ry tanora,, fa Jesosy dia efa mialoha lalana anao 🥰🥰

Jeunesse, ce message est pour toi !Il est temps de marquer une pause dans cette course sans fin que la vie t'impose et de te poser les bonnes questions. Tu e...

Ny akon'ny faran'ny herinandro,Ambositra, midera Azy vita exam!!!Fitoriana filazantsara, niarahana t"TMF" Tafika Tanora ...
16/08/2021

Ny akon'ny faran'ny herinandro,
Ambositra, midera Azy vita exam!!!
Fitoriana filazantsara, niarahana t"TMF" Tafika Tanora Tsy menatra ny Filazantsara A/drano Fianarantsoa"TMF" Tafika Tanora Tsy menatra ny Filazantsara A/drano Fianarantsoa"TMF" Tafika Tanora Tsy menatra ny Filazantsara A/drano Fianarantsoa Tafika Tanora Tsy menatra ny Filazantsara "TMF" Tafika Tanora Tsy menatra ny Filazantsara A/drano Fianarantsoa"TMF" Tafika Tanora Tsy menatra ny Filazantsara A/drano Fianarantsoa"TMF" Tafika Tanora Tsy menatra ny Filazantsara A/drano Fianarantsoa Fianarantsoa

Salama e,, tsy maintsy toriana ny filazantsara vao hoavy ny farany,, ao Ambositra ny fotoana, Samia tahian' Andriamanitr...
04/08/2021

Salama e,, tsy maintsy toriana ny filazantsara vao hoavy ny farany,, ao Ambositra ny fotoana,
Samia tahian' Andriamanitra

Address

Ambositra

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zatovo m'faly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share