COURS IDEAL PLUS

COURS IDEAL PLUS Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from COURS IDEAL PLUS, Education, Lot III K 17 TER Andavamamba Anjezika II, Antananarivo.

Mpampianatra ampy traikefa no nivondrona nanangana ity COURS IDEAL-PLUS ity.

โœ๐Ÿป๐—–๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€ ๐—•๐—”๐—– ๐—˜๐—ก ๐—ฃ๐—ฅ๐—˜๐—ฆ๐—˜๐—ก๐—ง๐—œ๐—˜๐—Ÿ
โœ๐Ÿป๐—–๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€ ๐—•๐—”๐—– ๐—ฆ๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—˜ ๐—” 100% ๐—˜๐—ก ๐—Ÿ๐—œ๐—š๐—ก๐—˜
โœ๐Ÿป ๐—–๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€ ๐—•๐—˜๐—ฃ๐—–

โ˜Ž ๐—–๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฐ๐˜
038 78 186 21
033 97 512 00

13/08/2026

Misy ve ny valim-panadinana BACC? (aleo ny vidรฉo no hamaly azy๐Ÿซฃ)
Ho anareo Classe de 4รจme na 3รจme na 2nde Spรฉcial te hanao BEPC, efa afaka misoratra anarana ato amin'ny COURS IDร‰AL PLUS ianareo.

Ho anareo Classe de 1รจre na te hanao BAC. tongava misoratra anarana dieny Izao.

12/08/2026

๐Ÿ“ŒDร‰CISION

Ho afaka BAC ianao ry zandry ary manomboka eo dia maรฑana tokana ianao ka diniho dieny izao ny FILIรˆRE / MENTION izay tianao ho atao ndraso hanimba zavatra maro.

๐ŸŽฏ๐ŸŽฏ๐ŸŽฏ๐ŸŽฏ๐ŸŽฏ๐ŸŽฏ๐ŸŽฏ๐ŸŽฏ๐ŸŽฏ๐ŸŽฏ๐ŸŽฏ๐ŸŽฏ

Efa misokatra ny INSCRIPTION eto amin'ny COURS IDEAL PLUS.

BEPC Option A / B
BACC toutes Sรฉries (A - C - D - L - OSE).

Contact:
038 78 186 21 - 033 97 512 00

Lieu:
ANDAVAMAMBA na ITAOSY DALLE

โœจ๐Ÿš€ BEPC & BACC : Vonona ve ianao โ“ Omano dieny izao โ— โœจAza miandry ho tara fa tongava misorata anarana ato amin'ny Lycรฉe...
12/08/2026

โœจ๐Ÿš€ BEPC & BACC : Vonona ve ianao โ“ Omano dieny izao โ— โœจ

Aza miandry ho tara fa tongava misorata anarana ato amin'ny Lycรฉe - Cours idรฉal Plus dieny izao. Mikarakara DOSSIERS๐Ÿ“‚, Mandray mpianatra ho CANDIDAT D'ECOLE๐Ÿซ na BEPC na BACC toutes Sรฉries izahay.

โ—ANDAVAMAMBA (akaikin'ny Arrรชt Bus Faneva)
Misokatra manomboka amin'ny 8ora maraina ny birao ka hatramin'ny 5ora hariva. (manao heures continues).
โ˜Ž๏ธ CONTACT:
0387818621 - 033 97 512 00

โ—ITAOSY DALLE (eo anelanelan'ny Arrรชt Bus Dalle sy Banque BRED misy pavรฉ midina dia ao ambany ao no misy ny Cours idรฉal Plus Itaosy )
Ora fisokafan'ny Birao:
Maraina: 8h ร  11h30 ary ny Hariva: 13h ร  16h.
โ˜Ž๏ธ CONTACT:
034 46 199 06 - 033 20 057 26

๐Ÿ‘‰BEPC Option A na B
Tongava ato amin'ny COURS IDEAL PLUS misoratra anarana fa tonga dia assurรฉe fahafahanao(4รจme - 3รจme - 2nde Spรฉciale).

๐Ÿ‘‰BACC Toutes Sรฉries ( A - C - D - L - S - OSE)
Tongava ato amin'ny COURS IDEAL PLUS fa tonga dia assurรฉe ny fahafahanao ( 1รจre - Terminale - Izay te hanana diplรดme BAC rehetra, manana cours spรฉcial ho an'ireo efa ela tsy nianatra izahay fa te hanana BACC).

Mpampianatra "engagรฉ" mandritran'ny taom-pianarana fa tsy miovaova no mampianatra anareo. Ampy traik'efa sy efa za-draharaha.

๐Ÿ“ŒAfaka misafidy ora izay tiana:

โœ๏ธ MIANATRA ISAN'ANDRO MARAINA SY HARIVA. (Cours Journalier matin et aprรจs-midi)

โœ๏ธ MIANATRA TAPAK'ANDRO MARAINA NA HARIVA (Cours demi-journรฉe matin ou aprรจs-midi)

โœ๏ธ MIANATRA ISAKY NY SABOTSY TONTOLON'NY ANDRO (Spรฉcial Samedi)

โœ๏ธ SPร‰CIAL EN LIGNE ( BACC Sร‰RIE A ihany)
Ho an'ireo efa miasa na ireo izay tsy afaka mianatra aty am-pianarana.

๐Ÿ—“๏ธ RENTRร‰E:
14 Septembre 2026 ho an'ireo ankizy te hianatra isan'andro.

12 Septembre kosa ho an'ireo te hanao COURS SPร‰CIAL SAMEDI.

Cours idรฉal Plus.
L'idรฉal pour l'excellence.

๐Ÿ“Œ ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ซ๐ž๐ฌ ๐๐ž ๐›๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ๐ž๐ฌ ๐'๐žฬ๐ญ๐ฎ๐๐ž๐ฌ ๐๐ฎ ๐†๐จ๐ฎ๐ฏ๐ž๐ซ๐ง๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ ๐š๐ฅ๐ ๐žฬ๐ซ๐ข๐ž๐ง ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ซ ๐ฅ'๐š๐ง๐ง๐žฬ๐ž ๐ฎ๐ง๐ข๐ฏ๐ž๐ซ๐ฌ๐ข๐ญ๐š๐ข๐ซ๐ž ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”-๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ•๐Ÿ‘‰ Azonao atao ny manatitra ...
12/08/2026

๐Ÿ“Œ ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ซ๐ž๐ฌ ๐๐ž ๐›๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ๐ž๐ฌ ๐'๐žฬ๐ญ๐ฎ๐๐ž๐ฌ ๐๐ฎ ๐†๐จ๐ฎ๐ฏ๐ž๐ซ๐ง๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ ๐š๐ฅ๐ ๐žฬ๐ซ๐ข๐ž๐ง ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ซ ๐ฅ'๐š๐ง๐ง๐žฬ๐ž ๐ฎ๐ง๐ข๐ฏ๐ž๐ซ๐ฌ๐ข๐ญ๐š๐ข๐ซ๐ž ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”-๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ•

๐Ÿ‘‰ Azonao atao ny manatitra mivantana ny antontan-taratasy eny amin'ny Service des Bourses Extรฉrieures (SBEX) na

๐Ÿ‘‰ mametraka ny fangatahanao amin'ny alalan'ny dรฉpรดt en ligne amin'ny sehatra รดfisialy, izay natao hanamorana ny fandraisana ny antontan-taratasy: https://boursesext.mesupres.edu.mg/

12/08/2026

Inona ny filiรจre (mention)
ho ataonao rehefa afaka BAC eo ianao?

11/08/2026

Marina sa diso?
Tsy maintsy afaka BACC ianao mamaky io?
Ataovy ao Amin'ny commentaire hoe: "AMEN"๐Ÿ˜

11/08/2026

๐ŸŽฏKely sisa

11/08/2026

Kely sisa dia HISAONDRAONDRA ianareo ankizy nanala BAC.
โค๏ธTSY MAINTSY AFAKA EEโค๏ธ

โ›ฑ๏ธCOURS DE VACANCES ๐Ÿ–๏ธMianatra alohan'ny fotoana amin'izay maharaka ny namana.Sady manao vacances no manomana avenir mah...
04/08/2026

โ›ฑ๏ธCOURS DE VACANCES ๐Ÿ–๏ธ
Mianatra alohan'ny fotoana amin'izay maharaka ny namana.

Sady manao vacances no manomana avenir mahafinaritra be ato amin'ny COURS IDEAL PLUSIDEAL.

๐Ÿ“Œ10 Aoรปt Ilay fotoana hanombohantsika fa aza varina na midonaka intsony fa efa teto daholo ny olona no naka eeee๐Ÿ˜

Miditra amin'ny 8ora daholo amin'io fotoana io dia tonga onga dia mianatra fa tsy misy resa-be.

โœจ4รจme na 3รจme te hanao BEPC (Option A - B)
1รจre na Tle na izay te hanao BAC ( Sรฉrie A - C - D - L - OSE - S)

โ˜Ž๏ธContact:
038 78 186 21 - 033 97 512 00

๐Ÿ“ŒLieu:
Andavamamba akaikin'ny Arrรชt Bus Faneva

Address

Lot III K 17 TER Andavamamba Anjezika II
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when COURS IDEAL PLUS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to COURS IDEAL PLUS:

Shortcuts

Share

Category