UENAM à l'université de Mahajanga

UENAM à l'université de Mahajanga UENAM "Unions des Étudiants Natifs d'Amoron'i Mania"à l'université de Mahajanga

Ho tontosaina ny sabotsy 24juin 2023 ho avy izao indray ny fandraisana ireo mpianatra vaovao 2023 ato amin'ny fikambanan...
09/06/2023

Ho tontosaina ny sabotsy 24juin 2023 ho avy izao indray ny fandraisana ireo mpianatra vaovao 2023 ato amin'ny fikambanana UENAM(Union des Etudiants Natifs d'Amoron'i Mania) Université de Mahajanga.
Fikambanana izay mandray mpianatra vaovao isan-taona.

Ho ela velona ny fikambanana ary samy hahavita ny tanjona iriany aby koa ny mpikambana rehetra.

Ny agnaran-dRay tsa afify.

♦️PASSATION Assemblée Générale et passation entre les membres de bureau  * Union des Étudiants Natifs d'Amoron'i Mania*L...
12/02/2023

♦️PASSATION
Assemblée Générale et passation entre les membres de bureau * Union des Étudiants Natifs d'Amoron'i Mania*
L'élection a été fait le 29 janvier 2023
👉Moi Edyno a été président durant 2 ans
👉Le nouveau Président UENAM
Mr RATIARAIBE TOLOJANAHARY JosephJoJoseph Toul'jahoJoseph Toul'jahtudiants L3 au faculté des sciences ,technologies et de l'environnement (FSTE), Originaires : Ihadilanana /Ambositra/ région AMORON'I MANIA( AMBATOFINANDRAHANA,MANANDRIANA,AMBOSITRA,FANDRIANA)
vent au nouveau membres de bureau
#"tsara saotra ,Tsara vavaka,hahaleo halasana amin'ny adidy "


agnaran-dRay tsa Afify

Niara-nientana nanao tagnamaro nandoko ny bloc 12 siège ny association UENAM aty amin'ny université MahajangaIreo  mpika...
28/12/2022

Niara-nientana nanao tagnamaro nandoko ny bloc 12 siège ny association UENAM aty amin'ny université Mahajanga
Ireo mpikambana ho famaranana ny taona
Niasa nanomboka ny maraina , niaranisakafo ny antoandro, nitohy ny famitana ny Asa ny tapany hariva, ary resadresaka no namarabana ny Asa
ISAORANA IREO RAY AMAN-DRENY ,ZOKIBE,MEMBRE DE BUREAU, NY MPIKAMBANA REHETRA
👉👉👉 Mirary famaranana ny taona finaritra
UENAM
AGNARAN-DRAY TSA AFIFY

Tonga nihaona Sy nitafatafa tamin'ny Mpianatra zanak''Amoron'i Mania UENAM Unions des Étudiants Natifs d'Amoron'i Mania ...
22/12/2022

Tonga nihaona Sy nitafatafa tamin'ny Mpianatra zanak''Amoron'i Mania UENAM Unions des Étudiants Natifs d'Amoron'i Mania aty amin'ny Université Mahajanga i Mr Rado Milijaona izay zanak'iSandrandahy/Fandriana tamin'ny ALAHADY 18 décembre 2022 Téo amin'ny Bloc 12 siège de l'association
👉 Nahafinaritra ny fihaonana nampitombo ny motivation Sy finiavana hanohy fianarana
👉 Misaotra azy manampy n'y Tanora
Nasehony ny fahavonana hanampy ka Dia nisy niaraka taminy ireo mpikambana naniry ny hody hanao fety agny antanana
Ankoatra izay ny sakafo sy zavampisotro niarahana nitafatafa tamin'ireo mpikambana maro
Isaorana izy Sy ny présidente TaFaMa


AGNARAN-DRAY TSA AFIFY

22/12/2022
Miarahaba an'i Mr Ramiandrisoa Justin    2022  II en Zoologie # FSTE ( Facultés des Sciences)Arahabaina ihany koa i Mlle...
13/11/2022

Miarahaba an'i Mr Ramiandrisoa Justin
2022
II en Zoologie # FSTE ( Facultés des Sciences)
Arahabaina ihany koa i Mlle Miraniaina
#12 novembre 2022
JPII( Jean Paul II)
👉 Mirarisoa anareo hatrany ny fikambana MBA hisondrotra ambony indrindra
agnaran-dRay tsa afify

12/09/2022

👉👉Ho an'ireo mpianatra efa manana carte e-Poketra dia hamafisina hatrany fa tsy mila milahatra intsony fa afaka maka ny BOURSE-ny eny amin'ny GAB vantany vao maharay SMS fa voafahana ny kaontiny.

✅✅Hajao tsara ireo 'fomba' fangalana vola mba hialana amin'ny olana samihafa.

❗️❗️Aoka isika rehetra samy hanaja ny CALENDRIER voafaritra: na ireo tsy mbola manana karatra ka milahatra na ireo manana karatra ka maka eny amin'ny GAB❗️❗️

📌📌Tsarovy fa tsy voatery alaina avy hatrany ny Bourse-nao rehefa anaty kaontinao fa azonao ampiasaina tsikelikely ary alaina araka ny filanao📌📌

Isaorana i Député  Simon  👉Tonga nitsidika  ny mpianatra sy ny fikambanana U.E.NA.M(UNIONS des Étudiants Natifs D'AMORON...
22/08/2022

Isaorana i Député Simon
👉Tonga nitsidika ny mpianatra sy ny fikambanana U.E.NA.M(UNIONS des Étudiants Natifs D'AMORON'I Mania),faly ny fikambana notsidihiny
👉Nanolotra 300 000Ar
👉Maillot Foot sy Baskeball ho an'ny fikambanana izay ho azo mialoha ny faran'ny volana septembre
Marihina fa nandritra ny fitsidihana dia nanatrika sy niaraka nitafatafa sy nitondra anatra sy fampirisihana ny mpianatra Amin'ny maha RAY AMAN-DRENY azy izy sy Ny Directeur la vie universitaire Mr Ralay (DVU)
👉Mankasitra indrindra tompoko hisondrotra haja sy voninahitra hatrany
Indrindra fa ho ambinin'Andriamanitra hatrany

.E.NA.M
agnaran-dRay tsa afify

15/07/2022
L'association UENAM  organise une Soirée  dansantes  au SHAMS Hôtel  le 18juin 2022 à partir de 20h Tongava maro e raona...
31/05/2022

L'association UENAM organise une Soirée dansantes au SHAMS Hôtel le 18juin 2022 à partir de 20h
Tongava maro e raona fa hiaraka hifety atsika aby
👉 agnaran-dRay tsa afify

Address

Amborovy
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when UENAM à l'université de Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share