27/09/2022
Singulier et pluriel
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anglisy sy Francais, College & University, 401, Amborovy.
27/09/2022
Singulier et pluriel
27/09/2022
Deux zéro deux quatre
Aiza ny marina?
27/09/2022
Hello everyone
Need you 🙏🙏 help my page CrCristiano RonaldooCristiano RonaldoThThe Lion KingiThe Lion KingiThe Lion King
27/09/2022
FAMPIASANA" AND " izay midika hoe : SY na ARy Amin tenu malagasy
Izany hoe tenu entina hitanisana na hampitohizana hevitra roa samy hafa ao anaty fehezanteny. Raha Amin teny andavanandro azo adika hoe " DIA":
Toy ny Amin hoe : izaho misakafo dia anao misotro!
Toy Zao ny firafiny:
=> A + and+ B
Exemples :
-My father and me: izaho sy papako
-you and your dog: ianao sy alikanao
-today and tomorrow : androany sy rahampitso
- Georges and jerry watch TV: mijery télé i Georges sy jerry
Raha anohizana fehezanteny kosa Dia toy Zao:
✓ phrase 1+ and+ phrase 2
Exemples :
-She cooks and you dance : izy mahandro Dia anao mandihy
- you Ask AND the teacher answer : ianao manotany Ary mpampianatra mamaly.
Misy document fianarana english sy français,mandefasa message privé
26/09/2022
Combat fiteny vitsivitsy maromaro
26/07/2022
Lesson 1:
Ny "really" dia teny Entina Manamafy hevitra ary ampiasaina matetika amin'ny teny anglisy. Azo adika amin'ny teny malagasy hoe "Tena" izy rehefa ampiasaina ao anatin'ny fehezanteny ary mipetrak manaraka ny subject no hahitana azy matetika ao anaty.
- Example
_ i really love you/ Tena tia anao aho
_ my daughter really wants to take a walk at the park/ tena te handeha any amin'ny valan-javaboary ny zanako vavy
_ learning English does not really need many tools/ tsy tena mila fitaovana be ny mianatra teny anglisy.
✓ tsy ny verb ihany no Azo ampiasaina ny really'', fa Afaka mialoha adjectiv ( mpamaritoetra) ihany koa izy ao anaty fehezanteny.
=>Example
_It's getting really dark outside. Would you take me home?/ Tena efa Mihamaizina be ao ivelany. Mba afaka manatitra ahy mody ve ianao?
_ i'm really angry with john./ Tena tezitra Amin'i John aho.
Vocabular :
- love:tia
- daughter: zanak vavy
Want: te
Take a walk: mandehadeha
Park : valan-javaboary
Need : mila
Many: be dia be
Tools: fitaovana
Dark: maizina
Outside: ao ivelany
Angry: tezitra
Tsidiho matetika ny page fa misy lesona kely fona isan'andro eto amin'ny page tsika
Mampianatra cours en ligne
Midira message privé na mp rah mahaliana anao
Fampiasana ny AND
Aminy teny anglisy ny dia midika fa sy na Ary amin'ny teny malagasy.
✓Entina mampitohy teny roa na fehezanteny roa.
Formule : A + and + B
Ohatra:
-my friend and me( izaho sy namako/ namko sy zaho )
-you and your cat ( anao sy sakanao)
2em : phrase1+ and + phrase 2
Ohatra:
-You go food shopping and i Cook (ianao miantsena sakafo dia zaho mahandro)
Nb: mivadika dia ny AND eto
Mivarotra boky anglisy sy Francais
Aminy teny gasy ny fanazavana
Tsy maintsy avance anao refa mahazo io boky io
Le nom masculin(anarana masculin)
-Le nom qui se termine par- ment-on- oir- at-et-it-as-is
Le verbe dérivé qui se termine par -age