07/02/2024
FORMATION VIDÉO PÂTISSERIE EN LIGNE
MARDI 13 JANVIER 2024
NY AMTP OFFICIEL dia Manolotra Ho anao :
FORMATION PÂTISSERIE EN LIGNE
Natao ho antsika tsy manana fotoana na te Hianatra nefa any aminy faritra, natal ho anao indrindra ity la araraoty ary fa dia voafetra ny toerana.
SARANY 2.000ar
Natao fandraisana anjara fotsiny no alohanao
Alefa mialoha aminy ireo Numero eo ambany ny vola dia alefanay par Messenger ilay vidéo aveo,afaka manontany tsara ny aminy MP raha misy zavatra tsy azo ny fampianarana
Place limite , réservation obligatoire
Ireto ny laharana azahoana anay raha misy fanontaniana mahakasika izany
0322617953 / 0384423519