collège Tsiory Soa

collège Tsiory Soa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from collège Tsiory Soa, Middle School, Ambohitrimanjaka.

Ity ary ilay nandrasantsika,"cours d'anglais parlé"Sady mora ,ka araraotyMisy niveau 1,2,3
01/04/2026

Ity ary ilay nandrasantsika,"cours d'anglais parlé"
Sady mora ,ka araraoty
Misy niveau 1,2,3

31/03/2026

Classe verte 2026 teny amin'ny Palm Garden FENOARIVO ☺️
Tsy kilalao fa tena tafiditra ao anaty fandaharam-pianarana ny Classe verte ☺️
Samy afa- po daholo teto na ny kely na ny lehibe, samy nankafy daholo e ☺️😍

Misaotra antsika rehetra dia amin'ny herintaona indray ny manaraka o ☺️😍

❌❌ FILAZANA ❌❌Miverina mianatra isika manomboka rahampitso.Fa ho an'ireo mpianatra izay any amin'ny toerana ahiana amin'...
11/02/2026

❌❌ FILAZANA ❌❌
Miverina mianatra isika manomboka rahampitso.
Fa ho an'ireo mpianatra izay any amin'ny toerana ahiana amin'ny fiakaran'ny rano kosa dia mbola afaka mijanona any an-trano ho fiarovana azy ireo.

Ampitapitao

❌❌ FILAZANA ❌❌Ho fiarovana ny zanantsika noho ny fandalovan'ny Rivodoza GEZANI dia tsy mianatra ny mpianatra rahampitso ...
10/02/2026

❌❌ FILAZANA ❌❌
Ho fiarovana ny zanantsika noho ny fandalovan'ny Rivodoza GEZANI dia tsy mianatra ny mpianatra rahampitso 11 Febroary.

Misaotra tompoko
( Ampitapitao)

Bonne année 2026,            ANNEE DE LA GLOIRE
01/01/2026

Bonne année 2026,
ANNEE DE LA GLOIRE

06/07/2025

YES... THEY DID IT
WE DID IT
BEPC +seconde100%
Vao voalohany dia 100%

BY HIS GRACE.... FOR HIS GLORY
Thank you JESUS 🙏

21/06/2025

CEPE 2025 : 💯%
Par SA GRACE , pour SA GLOIRE
Noho ny FAHASOAVANY, ho VONINAHITRY NY ANARANY irery ihany 🙏

Prochaine rentrée: 09 SEPTEMBRE 2025

They did it 👏We did it 👏Misaotra an'ilay Andriamanitra tsara indrindra izahay fa dia 💯/💯 (22/22)  indray ny CEPE tamin'i...
21/06/2025

They did it 👏
We did it 👏

Misaotra an'ilay Andriamanitra tsara indrindra izahay fa dia 💯/💯 (22/22) indray ny CEPE tamin'ity taom-pianarana 2024-2025 ity

Félicitations ny ankizy kely rehetra
TSIORY SOA ....
Ny ezako anio, Fandreseko rahampitso

Arak'io filazana navoakan'ny DREN io dia mbola tsy miverina antsekoly ny mpianatra,Mankasitraka @ fiaraha miasa tompoko
19/02/2025

Arak'io filazana navoakan'ny DREN io dia mbola tsy miverina antsekoly ny mpianatra,
Mankasitraka @ fiaraha miasa tompoko

01/01/2025

Izahay mpanabe rehetra ato @ sekoly dia mirary taona finaritra ho antsika rehetra

Bonne année à tousFaly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2025 izahay Ho taona hahitantsika ny fiadanana avy ...
01/01/2025

Bonne année à tous
Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2025 izahay

Ho taona hahitantsika ny fiadanana avy @ 'Andriamanitra anie ity taona ity,ho taona hitobahan'ny fahatsarana eo @ fiainantsika tsirairay avy

🎁🎁  JOYEUX NOEL 🎁🎁
25/12/2024

🎁🎁 JOYEUX NOEL 🎁🎁

Address

Ambohitrimanjaka

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when collège Tsiory Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category