CFPMi / Centre de Formation Professionnelle Mi

CFPMi / Centre de Formation Professionnelle Mi

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CFPMi / Centre de Formation Professionnelle Mi, College & University, Ambohitrimanjaka.

25/12/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra n'y Noely,Dia samy ho tratry n'y taombaovao daholo,mirary fialantsasaka tsara ho An'ny rehetra.🌲🌲🌲

23/11/2025

Inona no Azo hanampiana anao??👇👇👇
lazao.

16/11/2025

Misy tolotra manokana,ho ani'zay hanao informatique
💻💻💻

Photos from CFPMi / Centre de Formation Professionnelle Mi's post 13/11/2025

Rehefa mianatra,Dia mahay fona.

Mametraha tanjona,Dia tratraro.

Esory n'y tahotra,n'y henatra,Dia mandroso

Fianarako androany,Asako Rahampitso.

09/10/2025

Na inona na inona zavamisy,Dia fianarana fona ny fiainana.💻📖

01/09/2025

Septembre !
Fotoana hidirana mianatra Zao
Tongava miaraka @ atsasaka écolage fa raisinay ianao.

27/08/2025

Misaotra Barea!
Misy ezaka tokoa vao mandresy.

26/08/2025

🎀Miarahaba ireo afaka fanadinana rehetra,mampahery ireo tsy afaka ko,fa aminay dia afaka daholo,satria afaka mianatra ato aminay ianao!
👉Ary mahazo fihenambidy manokana.
Antsoy haingana Ary n'y
034 1239080

01/11/2024

Miarahaba antsika rehetra !

Amin'ity volana novambra ty,dia manao tolotra goavana be ny centre de formation ho anao Zay vonona hianatra Sy hampianatra zanaka ato,manatona ary na miantso ny laharana:0341239080

15/09/2024

Allô,Allô,mbola tsy tara an!
Mbola mandray mpianatra foana
Izahay isan'andro,miandry anao,
Ny toeranao fa tongava.😍👬👫

03/09/2024

Izay zavatra tian'ny zanakao hianarana,no hampianaro azy,mba hahomby izy,ary ho tiany ny asany aviamizay hainy.♥️

14/08/2024

Aza laniana any daholy ny fotoana,fa mianara zavatra,anaty fotoana fohy,ho asa,mahavonjy.

Want your school to be the top-listed School/college in Ambohitrimanjaka?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Ambohitrimanjaka