16/02/2025
⚠️Ehh Tandremo ny fihinanana siramamy be loatra ! ⚠️
Hitantsika amin'ny karazana sakafo maro izy io : amin’ny boisson, sakafo industriel, sauce, snack… Kanefa, loza mitatao ho an’ny fahasalamana ny fihinanana siramamy be loatra.
🍭 Fa maninona no manimba ny siramamy ?
❌ Manamora ny fitomboan’ny tavy sy ny prise de poids
❌ Mampitombo ny risika ho tratran’ny ''diabète de type 2''
❌ Miteraka ''pics d’insuline'' izay manakivy ny vatana
❌ Mampirongatra ny ''inflammations sy manafaingana ny vieillissement''
❌ Manimba ny fo sy ny aty raha be loatra
Ny olana ? Mamorona ''dépendance'' ny siramamy, ka vao homana ianao vao maika mila misimisy kokoa ! 🍬
💡 Inona no tokony atao hamerana azy ?
✅ Mifidy sakafo naturel sy non transformé
✅ Manolo ny soda sy jus industriel amin’ny rano na infusion
✅ Mijery ny étiquette, satria miafina amin’ny anarana maro ny sucre (glucose, fructose, sirop de maïs…)
✅ Misafidy safidy sucre saine toy ny tantely na voankazo
Arovy ny vatanao ! 💪🏽 Ary ianao, efa niezaka nampihena ny fihinanana siramamy ve ?
16/02/2025
💙 Prenez soin de votre cœur 💙
On parle souvent de prise de muscle, de force et d’esthétique, mais on oublie parfois l’essentiel : notre cœur 🫀.
Avec l’âge, notre corps change, et notre système cardiovasculaire a encore plus besoin d’attention. Que vous souleviez des charges lourdes ou que vous soyez en pleine prise de masse, ne négligez jamais le cardio !
🔥 Pourquoi c’est important ?
✔️ Améliore l’endurance et la récupération
✔️ Réduit les risques cardiovasculaires
✔️ Aide à réguler la pression artérielle et le cholestérol
✔️ Brûle des calories et soutient une bonne gestion du poids
✔️ Renforce le cœur pour des entraînements plus performants
Que ce soit du HIIT, du Tabata, de la course, du vélo ou même une bonne marche rapide, trouvez ce qui vous plaît et faites-en une habitude. Un cœur en bonne santé, c’est des années de sport en plus ! 💪🏽
Et vous, quel est votre cardio préféré ? 🚴🏽♂️🏃🏽♀️
10/04/2024
Ny "nutriments essentiels" dia ireo singa tena ilaina amin'ny fitomboana, ny fivoarana sy ny fitazomana ny fahasalamana.
Ireto ary misy lisitra vitsivitsy sy ny anjara asany :
1. Glucides : fototra hakan'ny vatana angovo.
2. Protéines : fototry ny fitomboana, ny fahasitranan'ny "tissus" sy ny fiodinan'ny "enzymes".
3. Lipides (graisses) : manome angovo, manampy amin'ny famokarana ny" vitamines liposoluble" ary tena ilaina amin'ny fiforonan'ny "membrane cellulaires".
4. Vitamines : akora organika kely ilaina amin'ny "processus métaboliques".
5. Minéraux : singa tsy organika ilaina amin'ny "fonctions corporelles", toy ny "calcium" ilaina amin'ny fahasalaman'ny taolana sy ny "Fer" amin'ny fitaterana ny "oxygene"any amin'ny rà.
6. Eau : fototry ny aina, mitana anjara asa lehibe amin'ny fiodin'ny taova rehetra ao anaty vatana, ao natin'izany ny "régulation de la température corporelle" sy ny "transport des nutriments"
Araho tsy tapaka ny pejy.
T'Muscu, le sorcier des nutritions sportives.
09/04/2024
Inona no antony hihinana sakafo voalanjalanja (Alimentation équilibréé) ?
Ny mba hahafahn’ny vatana miasa amin’ny faratampony (OPTIMALE). Tanteraka izany rehefa mihinanana karazantsakafo maro karazany (Voalanjalanja) mba hazahoana mahazo ireo (Nutriment essentiel) izay solika hampiodina izany.
Araho tsy tapaka ny pejy.
« T’Muscu mada, le sorcier des nutritions sportives. »
08/04/2024
🌿🌿« NUTRITION »☘️☘️
Ny fahaizana misakafo dia manana anjara lehibe amin’ny fahasalamana.
Ny fahaizanao misafidy sy mandanjalanja ny hanina hohaninao no miantoka ny fahasalaman’ny vatanao sy ny sainao amin’ny ho avy.
Ato anatin’ity pejy ity no ampahafantarina anao ny mahasarobidin’ny sakafo voalanjalanja.
Araho tsy tapaka ny pejy.
Raha sitrakao dia mba zarao ho hitan'ny namanao.
« T’Muscu mada, le sorcier des nutritions sportives. »
07/04/2024
Voici quelques points clés sur la nutrition sportive:
**Macronutriments**: Ny « FANATANJAHANTENA » singaniko manokana ny MUSCULATION satria anisan’ny taranja iray ankafiziko dia mila tsara ny fampiasana GLUCIDES, PROTEINES ary LIPIDES mba hahafahany mitazona sy mampivoatra ny PERFORMANCE.
a) Ny GLUCIDES dia manome ENERGIE(CALORIE) ao anatin’ny fotoana fohy,
b) Ny PROTEINE dia manampy amin'ny « récupération musculaire et à la croissance » ,
c) Ny LIPIDES kosa dia manome ENERGIE DURABLE.
07/04/2024
T’Muscu Mada dia pejy natokana manokana ho fanampiana ireo namana rehetra mankafia Sport izay singaniko manokana ny Musculation izay anisan’ny ankafiziko.
Maro amintsika no tia ho lasa lavitra amin’ity taranja ity nefa toa lasa sakana ho antsika ny tsy fahalalana eo amin’ny resaka sakafo indrindra indrindra.
Mbola tsy tara ianao anio raha nahita ity pejy ity fa ampianatra anao ny resaka sakafo izahay sy ny ekipa ary hizara fampianarana ho anao manokana.
Aoka ho fantatrao fa ny torohevitra zarainay eto dia efa vita andrana sy experience vecu nandritra ny taona maro.
Ary mariako ihany koa fa ny tsy fanarahanao ity Pejy ity dia andiso fanantenana anao amin’ny ho avy satria tombotsoa be dia be no hozarainay aminao.
Tsy aleo ve mandray fanapahankevitra dieny izao dia ahita vokatra tsara lavitra ianao ary tsy ho lany vola intsony amin’ny sakafo tsy fantatra vidianao etsy sy eroa.
Banjino hatramin'ny farany ny tanjonao💪💪
T'Muscu Mada, le sorcier des nutritions sportives!