Miarahaba antsika rehetra
ialana tsiny indrindra fa tsy mety misokatra ny mp dia tsy voavaly ny message nalefantsika
afaka miantso avy hatrany fa ny laharana kosa dia mandeha foana
mankasitraka
Crèche - Garderie TIA ZAZA
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Crèche - Garderie TIA ZAZA, Nursery, Ambohimanarina.
08/08/2025
Fety kely namaranana ny herinandro
mankasitraka hatrany ny ray amandreny
Encore joyeux anniversaire a notre petit bout de chou 🎉🥳🥳🥳
31/07/2025
Mbola mandray izahay🥰🥰
Ho antsika ray amandreny sahirana mitady toerana ametrahana zaza mandritra ny vacances
Aza misalasala manatona anay
Crèche et garderie (occasionnelle ou permanente)
Ambohimiadana Ambohimanarina no misy anay
22/07/2025
Un enfant MENT rarement "par plaisir". Il ment souvent pour ÉVITER UNE PEUR ,,,,eh oui... celle d'être PUNI, JUGÉ ou REJETÉ
👉 Si vous voulez qu’il vous dise tout, commencez par lui montrer que vous pouvez TOUT ENTENDRE sans TOUT CASSER...
🟢 Le climat de sécurité est le terreau de la SINCÉRITÉ
14/07/2025
Ny Crèche - Garderie TIA ZAZA dia vonona handray ny zanantsika.
Toerana azo antoka
Nounous ampy traikefa sady tia zaza
Sakafo ara pahasalamana
Activités maro: chant, coloriage, éveil
Koa aza misalasala aza, voafetra ny toerana
Toerana misy anay : Ambohimanarina, Ambohimiadana avaratra
☎️ 034 56 776 84
15/05/2025
Conseil hoantsika androany
Tsy mora ilay mitaiza fa courage daholo☺️
Quand un enfant est en colère, son cerveau émotionnel (amygdale) est en surchauffe. Il n’écoute plus. Il réagit, crie, se défend.
Le réflexe habituel.... on crie aussi
Mais ça nourrit la colère et ça monte d’un cran.
➡️ Le chuchotement casse le “match de cris”
➡️ Il oblige l’enfant à se concentrer pour entendre
➡️ Cette surprise crée un effet de décalage .....le cerveau bascule de la colère à la curiosité
Souvent, ça désamorce le conflit en douceur…
Parfois même avec un sourire.
✅ Cela fonctionne très bien avec les enfants de 3 à 10 ans.
À partir de 6-7 ans, l'effet "étonnement + complicité" est encore plus puissant....
Je l’ai testé avec mon fils de 7 ans il y a quelque temps… et ça a marché !
Il était en colère, prêt à exploser....
Au lieu de crier, j’ai commencé à chuchoter doucement....
Il m’a regardée surpris avec un sourire dans le coin :
"Maman, tu fais quoi ?"
Alors j’ai continué tout bas :
"Chut… il ne faut pas que quelqu’un entende qu’on se dispute… tu vois, certains voudraient nous voir nous fâcher… mais nous, on est plus forts, hein ?"
Il m’a même fait un gros câlin.....
Essayez, ça ne coûte rien.
Quand l’intention est bonne
ça peut transformer le moment....🙏🧡
09/05/2025
Mahaiza miteny tsia ☺️
Quand un enfant dit "NON", il teste les limites... mais aussi les nerfs.
S’il voit que son "non" te fait exploser, il apprend que l’émotion commande tout.
Mais si tu restes calme, ferme, posé…
Il apprend un truc bien plus utile pour la vie "Même fâché, je peux rester maître de moi."
Et ça, c’est de l’intelligence émotionnelle en action.
Tu ne lui fais pas juste la morale…
Tu lui montres comment on fait.
05/05/2025
Maninona moa lay harena kely rehefa manao toy izao? 😁
Mirary soa ho antsika indray herinandro vaovao ity
A mothers worst fear
02/05/2025
Mirary soa ho antsika rehetra volana May ity
30/04/2025
Resaka couche indray ary o
Mirary soa hatrany
Zaza anareo koa ve ry maman ilay vao avy nosoloina ''couche'' dia izay vao manao ny ataony ? 😁🥲
Fa na dia izany aza, dia tiana sy mamy kely foana izy na dia mahasosostra kely aza indraindray. 🥰👼
☑️ Safidio tsara ny ''couche'' atao amin'ny harena kely fa sao tsy zakan'ny hoditrany satria tena "fragile" be ny zazakely amin'ny lafiny rehetra sao manjary mety ho masaka ny fitombenany ka mamparary azy iny sy lasa mitarika fahasahiranana indray aveo.
☑️ Ezahina tsy ho feno be ihany koa ny "couche" vao soloina fa manjary tsy mahazo aina izy amin'ilay maloto. Isika lehibe mantsy Zatra ilay hoe sitrany hay dia avela ho feno be ilay "couche" vao solona na dia efa tokony hisolo ela ary, tsy mety anefa izany fa mety sanatria hihitatra ho aretina amin'ny zazakely noho ilay loto tokony diovina.
☑️ Tsara ihany koa ny tonga dia manantona avy hatrany "pédiatre" na mpitsabo manokana ho an'ny zazakely raha toa ka tsikaritrao fa misy mampanahy anao ny fahasalamany.
🌸Jejoo, le quotidien des femmes !
29/04/2025
fahalalana fototra tokony ho ain'ny zaza. Teny efa tsy fahare firy intsony 😣
Ao antokatrano no ianarany izany fa tsy any an tsekoly.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
TANA101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 17:00 |
| Tuesday | 07:00 - 17:00 |
| Wednesday | 07:00 - 17:00 |
| Thursday | 07:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |