Lycée Privé Le Berger Andranosoa

Lycée Privé Le Berger Andranosoa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Privé Le Berger Andranosoa, Private School, Andranosoa/Ambohimalaza-Miray District Avaradrano, Ambohimalaza.

Photos from Lycée Privé Le Berger Andranosoa's post 29/08/2022

Ny mpianatra ato Lycée Privé Le BERGER dia ampianarina asatanana toy ny Art plastique, Maquette, art de décoration sns.

21/08/2022

Félicitation ho an' TANORA MEVA FC T@ fandresena 2-0 anio. Mankasitraka indrindra zandry isany.

21/08/2022

ARAHABAINA IANAREO NAHOMBY T@ BACC 2022.
MAMPAHERY HO AN'IREO TSY NAHOMBY KOSA.
BACC 2022 85%
Merci mon DIEU

20/08/2022
20/08/2022

Efa mandray Mpianatra isan'andro izahay. Tongava maka "listes" fitaovam-pianarana sy misoratra anarana. Azo atao koa anefa ny miantso 034 88 631 19 na mandefa mp.

20/08/2022

Rehefa misy fivoriana dia mifampanotany izahay mpampianatra: "Iza no hiteny voalohany?"

20/08/2022

Ny SEKOLY LP LE BERGER dia SEKOLY fitaizana sy fanabeazana ny zanaka Malagasy mba hovanona sy hahomby. Ahitana ny fanabeazana Ara-tsaina - Ara-panahy - Ara-batana

Want your school to be the top-listed School/college in Ambohimalaza?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Andranosoa/Ambohimalaza-Miray District Avaradrano
Ambohimalaza