🍫Tsara ilay maraina vaovao 🍇
MAMIKELY DAHOLO ILAY FITIAVANTSIKA AN’NY MAMAN AO 🍯
Vita Tôle Officiel
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vita Tôle Officiel, Campus Building, Ambohimangakely, Ambohimahitsy.
🏠 Tôle kalitao avo ho an’ny trano mafy orina
💰 Vidiny tena mirary
🚚 Livraison manerana an’i province
📍 Ikianja Ambohimangakely
📲 034 51 806 76 | WhatsApp: 034 16 319 94
27/05/2026
💐🎉 JEU FÊTE DES MÈRES 🎉💐
💖 “Pourquoi tu aimes ta maman ?”
Ho fankalazana ny Fête des Mères, Usine Vita Tole dia manasa anao handray anjara amin’ity jeu tsotra nefa feno fitiavana ity 💝
👉 Asa atao:
✨ Manorata ao amin’ny commentaire: “Tiako i maman satria…” + antony iray avy ao am-po
✨ Tag tous tes amis
✨ Partager ny publication amin’ny mur sy groupe 10 (construction / fanorenana)
✨ Follow ny Page Usine Vita Tole
🏆 🎁 Récompense:
Hisy TIRAGE AU SORT amin’ireo mpandray anjara rehetra 🎉
💰 Loka: 20 000 Ar × 5 olona (mpandresy 5)
⏰ Faran’ny jeu & tirage:
📅 Zoma amin’ny 4 ora hariva (16h00)
🩷Ny commentaire rehetra dia ho voadinika
🎉 Bonne chance à tous !
💐 Misaora an’i maman amin’ny fo feno fitiavana🩷 Izy ilay mitia tsy miatsaravelatsihy🩷
26/05/2026
🩷Ho antsika rehetra mivoha ara-dalàna ny Vita Tôle Officiel Rahampitso , ary mandray commande à distance ho anareo rehetra any amin’ny 🩷
📞034 51 806 76 Mr Mihaja
📞034 16 319 94 Whatsapp
📞034 07 905 75 Whatsapp
Directe -
26/05/2026
💛💛Maraina vaovao ôh 💛💛
👌Vita soa iny ny fety fa ndao amin'izay hitady vola 💸
🎀Vao maraina aloha dia cadeau mamibe ho anareo be point indrindra telo voalohany 🍓
✅1-20000Ar
✅2-10000Ar
✅3-5000Ar
😊 Manomboka eto dia depart zéro indray ny fanenjehana point izay omen'ny FB ka amin'ny herin'ny androany no mivaly indray izay be point indrindra 💛
❤️❤️❤️ Fankasitrahana avy Amin'ny fo no atolotra anareo rehetra manohana foana ny Vita Tôle Officiel ❤️❤️❤️
25/05/2026
💎Raha ianao no misafidy dia inona no couleur tianao?
🟢Vert 🔴Rouge Basque ⚫Gris
🔵Bleu
💎AZA ADINO ARY FA EFA MANOMBOKA NY PRIX DE PROMOTION FÊTE DES MÈRES ETO AMIN'NY Vita Tôle Officiel ✅
📌Vonona hiasa am-pitiavana sy haingana ho anao izahay 👌
🤙Antsoy avy Hantrany Ireto Laharana Ireto mba hahazaonao misitraka izany w👌
📞034 51 806 76 Mr Mihaja
📞034 16 319 94 Whatsapp
📞034 07 905 75 Whatsapp
USINE VITA TÔLE OFFICIEL IKIANJA-AMBOHIMANGAKELY
25/05/2026
💛 Mankasitraka hantrany anareo orin'asa mametraka fitokisana Amin 'ny Vita Tôle Officiel 💛
💙Mbola eto izahay Vonona hanome fahafaham-po ho anareo Mpanjifa Rehetra tsy hankanavaka 💙
📌Sur mesure
📌Haute Qualitée
📌 Epaisseur reél
📌 Livraison manerana Ny Nosy
✅ Tôle Galvabac
✅ Tuile
✅ Pannes C
✅ Accessores completes
📞034 51 806 76 Mr Mihaja
📞034 16 319 94 Whatsapp
📞034 07 905 75 Whatsapp
Toerana misy Ny usine
💛Aza variana fa efa mandeha Ny Partage maximum Ann 💛
25/05/2026
🌺Bonjour Tsindrio ny Lien dia maka gouté kely aloha dia abonnéo ny Pejy 🌺https://www.facebook.com/share/p/1Q2HLj1LAr/
🩷🩷Bonjour🩷 , ho aiza daholo isika androany ,ao maka gouté kely aloha , izay mimentionné amis🌺 10 voalohany sy 🌺10 farany mahazo 1000 Ar avy🌸🌸🌸
🎀🎀 Felicitations indray Rÿanah Joselliä
Manouh Minouh Lydia Fandresena mahazo 20000Ar avy Amin'ny Partage maximum ❤️
22/05/2026
🌺🌺🌺Mbola afaka manatratra tanjona tsara isika🌺🌺🌺
Te-hahazo fond de depart 100000Ar ve ianao ?
👌OLONA 3 BE IZAO NO HISITRAKA NY FANOMEZANA KA SAO IANAO NO HO TSARA VINTANA AMIN’IZANY 🩷🩷🩷
💛MENTIONEO NY NAMANAO REHETRA
💚ATAOVY NY PARTAGE MAXIMUM
💜MAZOTOA MANAO REACTION
🌺🌺SOKAFY ITY LIEN ITY DIA ARAHO NY CONDITION 🌼🌼🌼
https://www.facebook.com/share/p/17k3dmWef2/
🎀🎀 GIVEAWAY BE HO ANAREO ITY ANN 🎀🎀
📣Tapaka ary ny hevitray ekipan'ny Vita Tôle Officiel fa hizara fond de depart ho anareo abonneé 📣
☝️Vakio tsara ary ny condition antsika ❤️
❤️Olona telo be izao no hahazo 100000 Ar avy ❤️
❤️Raha fenonareo 15 K hatramin'ny faran'ity Volana May ity ❤️
❤️ Abonneéo Ny pejy
❤️Mentioneo Tous Les amis hi-abonnée ny pejy
❤️Partageo Amin 'ny mur anao sy Groupe 10 misy anao ity lalao ity
💫💫TIRAGE AU SORT NO HISONTOMANA IREO ABONNEÉ TELO MAHAZO 100000ar 💫💫
💯💯 ARARAOTY AINGANA FA SAO IANAO NO HO ISAN'NY IRAY HAHAZO FOND DE DEPART AMIN'NY FARAN'ITY VOLANA ITY 💯💯
👌Misy tena miasa ianareo, hatramin’izao ve ranga tsy mitsahatra mahazo notification izahay amin’ny partage 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ambohimahitsy
PROVINCESDE