14/07/2020
Club D'Anglais eto Antananarivo Ambatomaro...
misy par niveau zany hoe:
-Beginner
-Middle level
-High level
Ho anao te hahafehy ny teny Anglisy avy hatrany.Manome Certificat izahay vita ny 9volana ianaranao.
Natao ho an'ny sokajin-taona rehetra.Tsy mifidy...
Activites maro no hitanao ao:Kabary Anglisy,Visiting,dancing,Singing, ...
Droit d'inscription:10.000Ar
Ecolage:15.000Ar
afaka miantso anay @ 0346068824 na ny 0339241621 Raha mila fanazavana fanampiny...