19/02/2025
Tsy mianatra ny Mpianatra ato amin'ny LTP Ambohidratrimo ny Alakamasy 20 février 2025 sy ny 21 février 2025, ary miverina mianatra ny Alatsinainy 24 février 2025. Izay tompoko ny fandaminana misaotra indrindra.
Sis à la commune d’Ambohidratrimo, LTPA peut accueillir, dans un cadre agréable et fonctionnel e
19/02/2025
Tsy mianatra ny Mpianatra ato amin'ny LTP Ambohidratrimo ny Alakamasy 20 février 2025 sy ny 21 février 2025, ary miverina mianatra ny Alatsinainy 24 février 2025. Izay tompoko ny fandaminana misaotra indrindra.
19/02/2025
Tsy mianatra ny Alarobia, ary miaino vavao hatrany
25/12/2023
31/10/2023
Mandroso ny asa.
de Classe #
Efa mivoaka ny relevé de note ho an'ireo afaka baccalauréat 2023
21/08/2023
Resultat Baccalauréat technique LTP Ambohidratrimo Année Scolaire 2022-2023 : tsara ny tahampahafahana: 68,39%
Arahabaina ireo rehetra izay afaka
Ary mampahery ireo tsy nahomby ihan koa...aza kivy fa manarina
20/08/2023
Misaotra ny Ray Zanaka Fanahy Masina fa niakatra ny tahapahafahana Baccalauréat technique ny Mpianatra ao amin'ny LTP Ambohidratrimo, 64,32% ny 2022 lasa 68,39% ny 2023.
31/07/2023
Calendrier de Formation de l'Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle 2023-2024📝📒📚
18/07/2023
RÉSULTATS C.A.P. 2023 LTP AMBOHIDRATRIMO
14/07/2023
Résultats B.E.P 2023 L.T.P AMBOHIDRATRIMO
97,4%
G2: (96,8%), G3: (85,7%),. CEC:(96,7%),. DM: (100%), EL: (100%), OM: (100%),. MB: (94,4%)
13/07/2023
Résultats concours d'entrée en 1ère Année session 2023
LTP AMBOHIDRATRIMO
11/07/2023
| Monday | 07:00 - 18:00 |
| Tuesday | 07:00 - 18:00 |
| Wednesday | 07:00 - 18:00 |
| Thursday | 07:00 - 18:00 |
| Friday | 07:00 - 18:00 |