IFELP Université Paramédicale Ambohitrimanjaka

IFELP Université Paramédicale Ambohitrimanjaka

Share

Habilitée par le MeSupRes et homologuée par la FOP

03/11/2025
01/09/2025

Ho antsika afaka BACC , te -hahazo diplôme LICENCE NA BACC+3,SAGE FEMME n'a INFIRMIERE GENERALISTE, EFA MANOMBOKA NY INSCRIPTION, NY 10 VOALOHANY , TSY MANDOA DROIT D'INSCRIPTION. KOA AZA TARA FA TONGA MISORATRA ANARANA.

Photos from IFELP Université Paramédicale Ambohitrimanjaka's post 30/07/2025

HO ANTSIKA ETO AMBOHITRIMANJAKA SY NY MANODIDINA MANANA BACC SÉRIES A,C,D,L,S.NY FISORATANA ANARANA INFIRMIÈRE SY SAGE-FEMME ETO AMIN'I IFELP AMBATOMAINTY . FIDIRANA 12NOVEMBRE 2025.Zero droit d'inscription ireo 10 misoratra anarana voalohany. Tongava maro

14/07/2025

Efa misokatra n'y Inscription ato UNIVERSITÉ PARAMÉDICALE, ETO AMBOHITRIMANJAKA, HO AN'IZAY TE- HANAO SAGE FEMME SY INFIRMIÈR(E) , TAOM-PIANARANA 2025-2026, ETO AMBOHITRIMANJAKA, KOA TONGAVA MISORATRA ANARANA L1, L2, L3 . VOAFETRA HO 35 NY TOERANA ISAKY NY KILASY. TONGAVA MARO. TSY MISY DROIT D'INSCRIPTION NY 10 VOALOHANY MISORATRA ANARANA.

26/06/2025

Ho antsika vao hanala BACC série A,C,D,. MISOKATRA HO ANTSIKA FISORATANA ANARANA ANNEE UNIVERSITAIRE 2025-2026 NY UNIVERSITÉ PARAMEDICALE IFELP , MANDRAY MPIANATRA MANIRY HO SAGE - FEMME n'a INFIRMIÈR(E). MISORATRA ANARANA DIENY IZAO FA NY 10 VOALOHANY DIA TSY MANDOA DROIT D'INSCRIPTION., TSISY CONCOURS FA SELECTION DE DOSSIER, FAMPIANARANA AZO ANTOKA. FIDIRANA 12- 15 NOVAMBRA 2025.

22/02/2025

ILAZANA ISIKA manana BAC série A,C,D,OSE , manodidina AMBOHITRIMANJAKA, AMPANGABE, AMBOHIBAO, 67ha fa mbola mitohy n'y fisoratana ANARANA ato amin'i IFELP.. MISAOTRA TOMPOKO.

26/10/2024

💯💥

26/10/2024

Ho antsika manana BACC, MISOKATRA NY FANDRAISANA MPIANATRA INFIRMIERE SY SAGE FEMME. FIDIRANA 12 NOVEMBRE 2024. MANDRAY L1-L2-L3. CONTACT 03431 112 64/ 03311 705 19

Want your school to be the top-listed School/college in Ambohidratrimo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

AMBATOMAINTY AMBOHITRIMANJAKA
Ambohidratrimo
105