07/05/2026
👋Assalam anlaykoum wa rahmatoullah wa barakatouh
🗓️Efa fotoana kely izao no sisa andrasana mialohan'ny Idoul-adha na fetin'ny fanaovana SORONA, ■Izany dia ho famaliana ny antson'Allah, sy ny ho fifaliana ary Swadaqah ho an'ireo Mpino Islamo sahirana.
☝️Koa ankino aminay ny fanamoràna ny SORONA-nao izay hanataonay ho amin’ny anaranao izany, Ary hozarainay amin’ireny izay mendrika ny hisitraka izany incha'Allah 💓.
☑️Dia ho anareo izay liana amin'ny fanaovana SORONA sy fanampiana, 👉Na izay te hanao SORONA ho an'ireo havana sy fanampiana ireo namana tena sahirana eto Madagasikara,▪︎Ka maniry hanolotra sorona Biby iray na maromaro izany ho anao ianao.
👤Dia Indro àry izahay ka vonona hifanampy amin'ny fanamorànao izany hataonay amin'ny anaranao miaraka amin'ny fanehoan-kevitra ho porofoinay amin'ny sary sy video Incha'Allah.
🛑Ny Biby mety tapahina arakin'ny Sounnah
▪QOURBANI 1446H/ 2025
🐑Ondry: 200.000Ar / 40€
🐐Osy :160.000Ar / 32€
🐂 Omby 1.400.000Ar/ 200€
🤳Donc Envoyés sur
🤳Numéro +26132 81 550 06
+26134 16 411 43
👤Nom et Prénom: ✍️OUMBAID Abdou Rachimo
🤲Wa Djazakoumou'Allah khair