25/05/2026
📢🎓 COURS DE VACANCE 2026 – ALC American Leader’s Club 🇺🇸🇫🇷
Te hahay hiteny sy hanoratra ANGLAIS & FRANÇAIS tsara ve ianao na ny zanakao?
Izao no fotoana tsara indrindra hanatsarana ny fahaizana mandritra ny vacances ✨
✅ Ho an’ny ANKIZY – TANORA – OLONDEHIBE
✅ Mianatra 4 jours/semaine
✅ Faharetany : 2 volana (Juillet – Août)
✅ Fanombohana : 06 Juillet 2026
✅ Double certificats 🎖️
✅ Mandray ankizy manomboka ny 6 taona no miakatra
📍 Toerana : EPP Amparabonga Salle 12
💰 Saram-pianarana : 30.000 Ar
📝 Fisoratana anarana manomboka ny :
📅 15 Juin ka hatramin’ny 06 Juillet 2026
📞 Fanazavana fanampiny :
👨🏫 Mr Leader
☎️ 0388734897 / 0339911870
⚡ Toerana voafetra ka misorata anarana dieny izao !
🌟 “Let’s grow up together with ALC – the best for you.”