24/07/2026
Ry zandry Malala!!
tsy hoe vita ny fanadinana maha kilasy famaranana androany dia tapitra ny fianarana annn 🙏Attention eo indrindra ary vao manomboka
1-manomboka eto ianao Ilay manoratra tantara samy irery.
2-manomboka eto ianao no miomana hipetraka lavitra Ray aman-dReny.
3-manomboka eto ianao no mila mianatra fa misy Izany fihafiana.
3- manomboka eto no tena mila ahaizanao ny fifandraisana amin'ny olona ,fa tsy anadahin'dReninao daholo ny fiarahamonina hisy anao ao ariana ao.
04-manomboka eto ianao Ilay mila mahay misafidy namana,fa Raha eto ianao no tafiditra anaty (WRONG RELATIONSHIP)dia mitohy Ilay Histoire sy géographie nampiretika anao hatrizay🙏
05- manomboka eto ianao no manoratra tantara samy irery,mamaha olana irery
06- manomboka eto ny lalanao,TSAROVY fa ny fanampan-kevitra raisinao androany dia hamaritra zavatra bé rapitso (hanaovana ny fiainanao
farany ❤️
Tiava mianatra ,manaraha izay fiofanana mahasoa rehetra 🙏,minoa an'Andriamanitra dia tsy hanatahotra ianao amin'ny tohiny
aza atao ambaninjavatra anefa ireto.
MIANARA:
teny vahiny
ANGLAIS 🇺🇲🇺🇲
FRANÇAIS 🇫🇷🇫🇷
fara fahakeliny
na ALLEMAND 🇩🇪🇩🇪koa
Aza atao ambaninjavatra koa anefa ny
INFORMATIQUE
mahazo manal'azy !!ouiii
fa tsara aleo miara-paly manao sakafo tsara miaraka amin'ny fianakavina ao an-trano mba sy Ombay mitady ianao rahapitso !!!
mirary soa anareo rehetra 🙏 ❤️