16/08/2026
🎓🌍 MITADY ZAVATRA HATAO VE IANAO?
🤔 Sa efa ela ianao no te hianatra teny vahiny, nefa mbola tsy nahita formation mety aminao?
🇨🇳 TENY SINOA (MANDARIN) + 🇬🇧 TENY ANGLISY
👉 Mety ho anao indrindra izany!
✨ MTM-COURSES AMBATONDRAZAKA dia manana vahaolana ho anao!
📚 Mianara Teny Sinoa sy Teny Anglisy amin’ny fomba:
✅ Tsotra
✅ Mazava
✅ Mora takarina sy ianarana
✅ Mifanaraka amin’ny rafitra sy fenitra iraisam-pirenena 🌍
🎯 Ho an’iza?
👩🎓 Tanora vao nahazo BACC
🎓 Olona efa manana BACC
💼 Olona efa miasa ka te hanampy fahaiza-manao vaovao
🌍 Izay rehetra te hahay teny vahiny ho an’ny fianarana, asa ary fahafahana vaovao
💡 Aza avela handalo fotsiny ny fotoana!
Ny fianarana teny vahiny dia fahaiza-manao azonao entina mandritra ny androm-piainanao. 🚀
🇨🇳 Apprendre le chinois, c’est ouvrir une porte vers le monde.
🇬🇧 Learn English, open more opportunities. 🌍
🔥 MBOLA MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA!
📢 Mbola mandray MPianatra VAOVAO izahay!
📍 MTM-COURSES AMBATONDRAZAKA
🏢 1er étage – TRANOMOTRA Mi-Tsinjo Malagasy
📌 (Eo ampitan’ny STATEMENT DIDY)
🕗 Misokatra:
➡️ Alatsinainy–Zoma
⏰ 08:00 maraina – 17:00 hariva
📞 038 93 782 05
👉 Aza miandry rahampitso. Tongava manatona ny biraonay ary atombohy dieny izao ny dianao hahay Teny Sinoa sy Teny Anglisy! 🇨🇳🇬🇧