06/06/2018
Manahoana Daholo e!!
Ho antsika izay manana archive ny LSTA de azontsika atao tsara ny mandefa izany ato amin'ny page, ohatra ny sary efa taloha na ny ankehitriny koa ary dia azontsika alefa ato amin'ny page tsika.
Mankasitraka ny fans rehetra ny page LSTA
LSTA - Andilanatoby
LSTA Lycée de la très Sainte Trinité Andilanatoby
21/07/2016
Miarahaba antsika rhtr tafdtr ato anatin'ny page lsta e, hizara vao2 ho anareo isanandr ity page ty manomboka ny volana ambony. Ar azontsika atao ihany koa ny mandef vao2 avy any amin mis az avy.
15/05/2016
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny pantecote e, ny Tompo anie iahy sy hitantana ny diantsika mandritr ny andro ianantsika.
13/05/2016
Miarahaba antsik rhtr tafiditr ato anatin page lsta e.natao ihaonantsik rhtr izay efa nianatra sy izay efa niasa tw ity page ty. ho anzay mangetaheta ny te hiditra d afak manao mention j'aime daholo en fa na dia ts tafidtr am reo voalaz ets ambon az iz. mandray antsik rhtr antsitrap n page L.S.T.A. Bon journE jiaby e.