If you want to learn an English language with easy methods, send me a private message right now.
Learn English with Simonel
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Learn English with Simonel, Education & Learning, Ambatondrazaka.
02/01/2024
Happy new year!
30/10/2022
๐โผ๏ธEH 'LAY TROSAN'OLONA INY EH!๐ซ๐ซ
๐๐ฟTsy Mbola nalohanao ve ilay trosan'olona nindraminao?
๐๐ฟTena hoe nodianao fanina ve ilay volan'olona?
๐๐ฟMiezaka mitsoaka azy foana ve ianao io hatramin'izao?
๐๐ฟTena hoe tsy norarahinao mihitsy ve ilay izy hatramin'izao?
โEH! SAO SANATRIA๐ฑ๐ฑ
๐ฅ- Aloavy sao sanatria hitondra ozona ho anao sy ny fiainanao iny trosa iny!
๐ฅ- Aloavy sao sanatria hananan'olona alahelo ianao ka hitambesatra aminao izany!
๐ฅ- Aloavy sao sanatria tsy ho afa-trosa eo intsony ianao ka ny eo tsy voaloha ny eo trosaina indray andoava an'iny...,ny etsy alaina ny eo tsy voaloha.
๐ฅ- Aloavy sao sanatria tsy ho ahatokisan'ny olona intsony mandrakizay! Eny fa na ny taranakao aza lasa tsy ahatokisan'ny olona intsony
๐ฅ- Aloavy sao sanatria rehefa amin'ny andro sarotra tena ilainao vola ka tsy ahita intsony ianao, tsy homen'olona intsony ianao, ho leo tanteraka anao ny olona!
๐ซEH! RAHA MBA FATATRAO MANTSY FA:๐ค
โจ- Hatsemboan'ny olona anie iny e!
โจ- Nahavizaka azy sy nampitondra arerahana ho azy anie iny e!
โจ- Mafy taminy Anie vao nahazo an'iny e!
โจ- Mety niari-tory, nivohazany maraina be, nahavakivaky ny tongony, nampisy kitro ny tanany anie iny e!
โจ- Tena hoe vidi-katsemboany anie iny e!
๐โNOHO IZANY๐ฟ
๐- Mahaiza miresaka aminy; fa nahavonjy anao izy tamin'ny andro sarotra nilaivanao azy!
๐- Aza miandry takiana fa hanatony izy, resao izy, aza hitsoahina na hefenana intsony izy
๐- Aza hodina fanina ny volany fa na tsy miteny aza izy, tsy ho adinony izany iny!
๐- Na firy taona na firy taona vao afaka izany trosa izany dia efao foana rahavako! Matoky anao aho androany, ary Mino Aho fa misy dikany matoa ianao namaky ity hafatra ity, tsy tongatonga hoazy izao.
๐Mirary soa ho anao Aho ๐๐ฒ๐ฌ๐ฟ
Gascar Fenosoa
Pic by Mendrika Razafindratsima
Where are you from ?
Click here to claim your Sponsored Listing.